Fandaharana asa mampiofana ny tanora amin’ny resaka fahaiza-mitantana na “Leadership” ny JCI Academy Malagasy (JMA). Tanjona tiana ho tratrarina amin’izany ny famolavolana ny toe-tsain’ny tanora Continuer la lecture
Archives mensuelles juillet 2016
ROTARY CLUB INTERNATIONAL LAC ALAOTRA : Joba Fanantenana Rafaralahizaka 21ème Président
Le RCI Lac Alaotra a consacré la soirée du vendredi 22 août 2016 pour la passation de collier et de cloche entre le Président sortant Continuer la lecture
AMBOASARY GARA : Tsy ela amin’ny zavatra hainy ny sinoa.
Tsy ela amin’ny zavatra hainy tokoa ny sinoa ! Tsy mbola tapitra akory ny resaka Soamahamanina dia miatomboka indray ny any Amboasary gara. Efa midina eny Continuer la lecture
LEADER FANILO: Ampiharana ny lalana ireo mbola miziriziry manohitra ny birao nasionaly.
Vokatry ny fihoaram-pefin’ny sasany izay mikasa hanatanteraka filan-kevitra hafa no nahatonga ny Birao nasionalin’ny Leader FANILO nampiakatra ny raharaha teny amin’ny fitsarana. Izay tarihin’i Jean Continuer la lecture
Ho an’Andriamatoa Hery Rajaonarimampianina, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara
Antony: Fangatahana fampihatona ny tetikasa fitrandrahana volamena, Zinc, Fer, Plomb, ary Berillium ao Soamahamanina sy fanafoanana ny fahazoan-dalana hitrandraka laharana 38234,19970 sy 37289 Continuer la lecture