Si le début de la grève illimitée des deux syndicats SMM et SGM a été peu suivi et marqué par la rencontre entre la ministre Continuer la lecture
Archives mensuelles septembre 2017
MARIE STOPES MADAGASCAR: Nitombo ny tokantrano nahita voka-tsoa tamin’ny fandrindram-piterahana.
Vohoka tsy niriana 273.000 no voasoroka noho ny fampiasana fomba fandrindram-piterahana. Tamin’ny alalan’ny tetikasa SIFPO 2, afaka nanaparitaka ny fomba fanabeazana aizana manerana ny faritra Continuer la lecture
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Mizotra araka ny tokony ho izy ny fanomanana.
Am-polony ny orinasa manohana ny hetsika Marathon International de Tana (MIT). Tao ny efa nanohana ny hetsika teo aloha, tao ihany koa no mbola vaovao. Continuer la lecture
Lanterne taxi-ville eto Antananarivo : Maimaim-poana sady tsy an-tery no ahazoana izany
Telo tonta no namolavola ny tetikasa ho amin’ny fanatsarana ny fampiasana ny fitaterana an-dRenivohitra eto Antananarivo. Teo ny CUA (Kaominina Antananativo Renivohitra) , ny FTAR Continuer la lecture
ASAN-DAHALO: Mihainohaino fotsiny ny fitondram-panjakana.
Mandry tsy lavo loha ny mponina ao amin’ny kaominina Betsipolotra, distrika Miandrivazo. Miharipaky ny daholo ny hany mba sisa fananan’izy ireo. Omby 1400 lasan’ireo dahalo Continuer la lecture
UNESCO : 20 journalistes bénéficient une formation sur le journalisme d’investigation.
La deuxième session de formation sur le journalisme d’investigation dotée par l’UNESCO commence ce jour. Après cette formation, les vingt journalistes bénéficiaires auront une capacité Continuer la lecture
FILOHA HERY RAJAONARIMAMPIANINA: “Fanitsiana no atao fa tsy fanovana lalam-panorenana”.
Mpanao gazety avy amin’ny haino aman-jery sy gazety ary mpikirakira aterneto avy eto Antananarivo sy avy any amin’ny faritra manodidina zato no niaraka nitafa tamin’ny Continuer la lecture
Anosivavaka Ambohimanarina 1929 : Nilatsahan’ny Fanahy Masina
“Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika” (II Tim 1, 8a). Izany fampirisihin’ny Apostoly Paoly an’i Pastora Timoty zanany izany no Teny fanevan’ny faha-88 taona Continuer la lecture
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Mangataka fanohanana ireo atleta Malagasy.
Hifanandrina amin’ireo atleta avy ivelany ny atelta Malagasy mandritra ny Marathon International de Tana (MIT) andiany faha-17, ny 14 sy ny 15 oktobra ho avy Continuer la lecture
RCI District 9220 : Hommages aux Gouverneurs décédés
Le RCI est une organisation répartie dans plus de 200 pays. Il est constitué de 530 districts à travers le monde. Chaque district a un Continuer la lecture