
CSBI Diavolana
Raim-pianakaviana iray sy ny zanany lahy miisa telo (03) no niaraka voan’ny kitrotro tao Ankijaniavana, kaominina Tsinjoarivo Imanga, distrika Tsiroanomandidy, ny volana martsa 2026. Continuer la lecture
CSBI Diavolana
Raim-pianakaviana iray sy ny zanany lahy miisa telo (03) no niaraka voan’ny kitrotro tao Ankijaniavana, kaominina Tsinjoarivo Imanga, distrika Tsiroanomandidy, ny volana martsa 2026. Continuer la lecture
fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa eo amin’ny Conservation Allies sy ny Fondation pour les Aires Portégées et la Biodiversité de Madagascar (FAPBM) ary ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana (MEDD)
Hihamafy ny fampiharana ny lalàna ho an’ireo mpanimba ala sy mpitrandraka tsy ara-dalàna ny harena voanjanahary. Faritra arovana 91 eto Madagasikara no nahazo famatsiam-bola avy amin’ny Conservation Allies ho fanamafisana ny fampiharana ny lalàna ara-tontolo iainana. Continuer la lecture
Samy hahazo ny anjara tandrifiny ny mpianakavy mandritra ny fetin’ny paska 2026. Manana tolotra miisa telo (03) ny Startimes ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa mandritra ny fety. Continuer la lecture
MANANTENASOA Ralphine, renim-pianakiaviana
« Tamin’izaho roa taona no voan’ny polio raha ny fitantaran’ny ray aman-dreniko », hoy i MANANTENASOA Ralphine, renim-pianakiaviana manana fahasembanana noho ny aretin’ny lefakozatra. Continuer la lecture
Anisan’ireo vehivavy nisitraka fiofanana sy tohana avy amin’ny Orange Madagasikara i Rafarasoa Noeline avy any Mangamila Anjozorobe. Continuer la lecture
Misy toe-javatra tokony hohatsaraina ny fitantanana ireo tobim-pahasalamana fototra miankina amin’ny fanjakana na CSB. Continuer la lecture
Areti-mifindra sy mety ho tonga hatramin’ny fahafatesana ny kitrotro na “rougeole”. Continuer la lecture
Tokony hisitraka famatsiambola matanjaka amin’ny ady fiovan’ny toetrandro i Madagasiakra. Continuer la lecture
Dans le but de soutenir l’entrepreneuriat, SIPEM BANQUE et MATERAUTO étendent leur partenariat pour faciliter l’accès des entrepreneurs et professionnels aux véhicules, équipements et solutions d’énergie solaire adaptés à leurs activités. Continuer la lecture
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny 4 Martsa 2026, teny amin’ny CCI Ivato, ny fakan-kevitra momba ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy. Continuer la lecture

