Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 27 aprily 2026 ny fikaonan-doham-pirenena nokarakarain’ny ny fiarahamonim-pirenena misehatra amin’ny fananan-tany izay tarihin’ny SIF ( Sehatra Iombonan’ny ho an’ny Fananan-tany ). Continuer la lecture
Catégorie Actus
FANANAN-TANY : Miomana amin’ny fikaonan-doham-pirenena ny fiarahamonim-pirenena
Ao anatin’ny dingana fanavaozam-pirenena i Madagasikara amin’izao fotoana izao, izay hahitana fikaonan-doham-pirenena hotanterahin’ny fanjakana amin’ny volana jona na jolay 2026. Continuer la lecture
STARTIMES : Nizarana « kits solaires » tao amin’ny distrikan’i Toamasina II
Tsy nijery fotsiny ny Sartimes teo anatrehan’ny fahasahiranan’ny mponin’i Toamasina. Continuer la lecture
Internet illimité: Afaka jifaina amin’ny endrika “sans engagement” ny Airfiber by Blueline
Manamafy ny fanavaozana ataony eo amin’ny sehatry ny tolotra internet illimité na tsy voafetra ny orinasa Blueline, amin’ny fanolorana ny Airfiber amin’ny endrika “sans engagement”na azo jifaina tsy voafatotry ny fifanarahana maharitra. Continuer la lecture
VALANARETINA KITROTRO: Ahitana tranga fahasarotana ireo ankizy tsy vita vaksiny

CSBI Diavolana
Raim-pianakaviana iray sy ny zanany lahy miisa telo (03) no niaraka voan’ny kitrotro tao Ankijaniavana, kaominina Tsinjoarivo Imanga, distrika Tsiroanomandidy, ny volana martsa 2026. Continuer la lecture
FARITRA AROVANA 91: Nahazo famatsiambola ho fampiharana ny lalàna famaizana ara-tontolo iainana

fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa eo amin’ny Conservation Allies sy ny Fondation pour les Aires Portégées et la Biodiversité de Madagascar (FAPBM) ary ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana (MEDD)
Hihamafy ny fampiharana ny lalàna ho an’ireo mpanimba ala sy mpitrandraka tsy ara-dalàna ny harena voanjanahary. Faritra arovana 91 eto Madagasikara no nahazo famatsiam-bola avy amin’ny Conservation Allies ho fanamafisana ny fampiharana ny lalàna ara-tontolo iainana. Continuer la lecture
STARTIMES – TOLOTRA HO AN’NY FETIN’NY PASKA: Afaka misitraka ny bouquet farany ambony amin’ny vidiny mirary ny mpanjifa
Samy hahazo ny anjara tandrifiny ny mpianakavy mandritra ny fetin’ny paska 2026. Manana tolotra miisa telo (03) ny Startimes ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa mandritra ny fety. Continuer la lecture
LEFAKOZATRA : Fiarovana mahomby ny vakisiny

MANANTENASOA Ralphine, renim-pianakiaviana
« Tamin’izaho roa taona no voan’ny polio raha ny fitantaran’ny ray aman-dreniko », hoy i MANANTENASOA Ralphine, renim-pianakiaviana manana fahasembanana noho ny aretin’ny lefakozatra. Continuer la lecture
Orange Solidarité Madagascar: 10 taona nanohanana ny vehivavy hahaleo tena ara-bola sy hivoatra
Anisan’ireo vehivavy nisitraka fiofanana sy tohana avy amin’ny Orange Madagasikara i Rafarasoa Noeline avy any Mangamila Anjozorobe. Continuer la lecture
SENDIKAN’NY CHEF CSB: Mitaky fanamorana ny fahazoana vola hampiodinana ny CSBI na CSBII
Misy toe-javatra tokony hohatsaraina ny fitantanana ireo tobim-pahasalamana fototra miankina amin’ny fanjakana na CSB. Continuer la lecture


