Nanao fanadihadiana ny fizotry ny fitiliana sy ny fitsaboana ny tsimokaretina VIH/SIDA eto Madagasikara, teo anelanelan’ny volana septambra 2017 ka hatramin’ny jona 2019 ny Médecins Continuer la lecture
Archives mensuelles juin 2019
ORANGE: Mitsinjo ny fahasalaman’ny mpiasa
Mandroso ny orinasa rehefa salama ny mpiasa ao aminy. Resy lahatra amin’izany ny orinasam-pifandraisan-davitra Orange Madagasikara ka ao anatin’ny taona iray dia manokana andro hanaraha-maso Continuer la lecture
FILOHA TEO ALOHA RAJAONARIMAMPIANINA HERY : Nitondra ny teny fampiononana sy fankaherezana
Amin’ny fo feno alahelo no nandrenesanay ny zava-nitranga teny Mahamasina ny andron’ny 26 Jona, fankalazana ny fetim-pirenentsika. Miondrika am-panajàna eo anoloan’ny nofo mangatsiakan’ireo namoy ny Continuer la lecture
CAN 2019: Manolotra loka hivahinianana any Egypte ny Orange
Tanora malagasy telo ho any Egypte, hanatrika ny CAN 2019. Fanirian’ny Orange ny hampianoka ny mpitia baolina kitra, tantara tsy manam-paharoa. Continuer la lecture
Affaire pédophilie de Nosy Mitsio : Le GIHTNB interpelle le Consul suisse à Tana
Tirs convergents sur l’inertie de la Suisse sur l’affaire viol sur mineures perpétré par le ressortissant suisse André Gogniat. Suite à des des articles parus Continuer la lecture
VAKOK’IREO MPANJAKA SISA TSY MAY : Azo tsidihina eny amin’ny lapan’Andafiavaratra
Azon’ny olon-drehetra tsidihana ny mozea ao amin’ny lapan’Andafiavaratra izay misy ireo vakok’ireo mpanjaka nifan-dimby sisa tsy may tao amin’ny rovan’Antananarivo. Continuer la lecture
TILY ETO MADAGASIKARA : Manomana ny fahazato taonany
Afaka 5 taona dia hankalaza ny faha-zato taona ny tily eto Madagasikara izay ny taona 1924 no niforonany ary notarihin’i Chef RANDRIA sy ny ekipany Continuer la lecture
TAMBOHOBE : Mitohy ny ady amin’ny herisetra
Tao aorian’ny fivoriam-be notanterahana teny amin’ny B-Maestro Betongolo sy noho ny fahataperan’ny fe-potoam-piasan’ny biraon’ny fikambanana TAMBOHOBE « Tanora Mbola ho beazina » dia notanterahana ny fifanoloran’andraikitra teo Continuer la lecture
LAPAN’ANDAFIAVARATRA : Azo tsidihan’ny daholobe
Hisokatra ho an’ny daholobe ny mozea an’ny Lapan’Andafiavaratra. Fotoana voafetra ihany anefa izany. Ny 21 jona ka hatramin’ny faran’ny volana septambra 2019 no hampirantiana ireo Continuer la lecture
CARTEL: Manazava ny raharaha Raboanarijaona Holijaona sy Manandafy Mahery Lanto
Ny 20 jona 2019 ny fotoam-pitsarana momba ny fitoriana nataon-dRaboanarijaona Holijaona, misahana ny “émergence de Madagascar” an’i Manandafy Mahery Lanto. Continuer la lecture