Tapatapany


« Hatomboka amin’ny volana janoary ny tsenan’ny kaominina Ivato ».  Nohamafisin’ny Praiministra nandritra ny fiarahana misakafo maraina mpanao gazety ny 28 desambra 2017, teny DLC Anosy, hatao manara-penitra  io tsena io. Mifanaraka amin’ny  fanamby  ny kaominina Ivato rahateo ny fananganana foto-drafitr’asa mifanaraka amin’ny filan’ny mponina. Lynda A.  \nCet article TSENA AN’IVATO : Atao manara-penitra est apparu en premier sur déliremadagascar.
Nos boulistes, catégories Dames, composées de Mirana, Hasina, Tita et Cicine, engagées dans le championnat du monde de pétanque qui s’est déroulé en Chine dernièrement, n’ont pas mieux faire que nos Juniors sacrés champions du monde. En effet, lors de la finale qui les a opposées aux boulistes françaises, notre équipe s’est inclinée 6 points […]\nCet article Mondial Pétanque –Dames : Nos boulistes terminent Vice-championnes du Monde est apparu en premier sur déliremadagascar.
Un ressortissant indo-pakistanais (Karàna) dans sa voiture et en plein embouteillage sur la route Ambatobe –Analamahitsy a été victime d’une attaque à mains armées perpétrée par  deux bandits cagoulés sur une moto. Ils ont tiré plusieurs balles sur le Karana puis ont pris la fuite. Ce dernier, grièvement blessé a été  envoyé à l’hôpital. Encore […]\nCet article Analamahitsy : Un Karana blessé par balles… est apparu en premier sur déliremadagascar.
L’information a fait les unes des quotidiens, hier. En effet, des dossiers sensibles auraient été volés au Tribunal d’Anosy par un avocat et un fils d’un politicien au BC. L’on a  même parlé du dossier concernant Marc Ravalomanana…  Face à cela,  la Greffière en chef  du tribunal d’Anosy a tenu à donner les précisions suivantes, […]\nCet article Vol de dossiers au tribunal d’Anosy : Version de la Greffe du Tribunal est apparu en premier sur déliremadagascar.
L’atelier de restitution des travaux du comité interministériel chargé de la révision de l’encadrement juridique du processus électoral malgache, s’est tenu, hier, à l’hôtel Carlton. Lors de son intervention, l’ambassadeur de l’Union européenne à Madagascar, Antonio Sanchez-Benedito a déclaré que l’UE a octroyé plus de 3, 5 millions d’euros pour le processus électoral dans la […]\nCet article Union européenne à Madagascar est apparu en premier sur déliremadagascar.
Tokony hisy fifanarahana mihitsy ataon’ireo kandida sy mpanao politika hiatrehana ny fifidianana amin’ny taona ho avy , hoy Ravalomanana Marc raha tsy izany, hoy izy, dia tsy hisy fifidianana eken’ny vahoaka eto Madagasikara. Tsy ho mora ny fiatrehana io fifidianana io raha tsy misy izay ary tokony hazava amin’ny rehetra ihany koa ny fitsipi-dalao. Ny […]\nCet article Ravalomanana Marc : Vonona amin’ny fampihavanam-pirenena est apparu en premier sur déliremadagascar.
Amin’ity anio ity no hanantanterahana ny fifidianana loholona manerana  an’i Madagasikara. Loholona miisa 42 no hofidiana manerana ny Nosy,  izany hoe:  7 isaky ny faritany teo aloha. Biraom-pifidiana 1695 manerana ny Nosy no hanatanteran’ireo  mpifidy vaventy miisa  12 664  eny anivon’ny distrika  no hanatanterahana ny latsabato manomboka amin’ny 6 ora maraina anio. Manana ny vata […]\nCet article Loholona: raikitra ny fifidianana est apparu en premier sur déliremadagascar.
Nitokona androany ny mpiasan’ny sampandraharaha misahana ny tranon’ny mpianatra eny amin’ny onivesrsite an’ Antananrivo eny Ankatso II. Anton’izao fitokonana izao ny tsy mbola nahazon’izy ireo karama roa volana ankoatran’ity volana ity. Efa nifampiresaka tamin’ny tompon’andraikitra izy ireo saingy tsy afa-po tamin’ny valiteny azo. Nanakan-dalana sy nandoro kodiarana tamin’iny lalana nihazo ny tranon’ny mpianatra teny Ankatso […]\nCet article Oniversité Ankatso: Lasa toeram-pitokonana est apparu en premier sur déliremadagascar.
Olona telo no voamarina hatramin’izao fa namoy ny ainy vokatry ny rotsak’orana omaly. Ny iray tototry ny tamboho teny Manakamabahiny izay tovovavy kely 14 taona, ny roa kosa nentin’ny rano teny Besarety. Alina ihany dia efa nalain’ny fianakaviany ny razan’ilay ramatoa hita teny Besarety. Androany kosa vao nalain’ny BMH ilay razan’ilay rangahy iray voalaza fa […]\nCet article Oram-be teto an-dRenivohitra: olona telo no maty est apparu en premier sur déliremadagascar.
Nampafantarina androany teny amin’ny ministeram-panjakana miandraikitra ny fiadidian’ny Repoblika, ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana teny Anosy ilay tetik’asa TATOM na AnTananarivo Toamasina. Tetik’asa momban’ny fanajariana ny tany hiarahan’ny mpitondra Malagasy sy ny JICA. Mitentina 3 tapitrisa Dollars ny fanantaterahana ity tetik’asa ity izay entina hanatsarana ny fifandraisan’ireo tanàn-dehibe roa ireo. Anton’izany dia noho […]\nCet article Tetik’asa Tatom: Gasy sy Japoney est apparu en premier sur déliremadagascar.