Antony lehibe hanaovana ny Marathon International de Tana (MIT) ny fandraisana anjara amin’ny ady atao amin’ny tsimokaretina VIH/ SIDA. Continuer la lecture
Archives mensuelles novembre 2017
S’MBA : Hetsika fampahafantarana ny fikirakirana ny vola .
Hifarana ny 29 novambra 2017 ny hetsika natokana ho an’ny orinasa fampindramam-bola mandinika, ny banky ary ny fiantohana (S’MBA). Continuer la lecture
Soatanana berceau du Revival africain : La réconciliation en bonne voie
Le schisme de 1954 entre les intransigeants Missionnaires norvégiens et la grande majorité des Disciples du Seigneur (Apôtres de Soatanana : 773/777) a donné naissance au Continuer la lecture
TONTOLO IAINANA: Entanina ny olom-pirenena hampiasa fitaovam-pivezivezena tsy mandoto izany.
Andro natokana ho an’ny tontolo iainana maitso ny alahady 03 desambra 2017. Manentana ny olom-pirenena hampiasa ny fitaovam-pivezivezena tsy mandoto ny tontolo iainana toy ny Continuer la lecture
Soatanana Atsimo sy Avaratra : Santionany santatry ny Fampihavanana
Raha tontosa tamin’ny taona 2016 ny fanatsarana ny famatsian-dranomadio fisotro tao Soatanana (tanàna Atsimo, Fifohazana FFPM), dia tanteraka ny dinika santatra ho fampihavanana ny roa Continuer la lecture
S’M.B.A: Hanana ny toerany ny « mobile banking ».
Hampahafantatra bebe kokoa ny fomba fampindramam-bola sy ny tombontsoa azo avy amin’ny fampiasana ny « mobile banking » ireo mpandray anjara amin’ny « Salon de Continuer la lecture
Un appui financier: La Banque mondiale a approuvé l’octroi de 45 millions de dollars pour Madagascar.
Ce fonds est destiné à soutenir les réformes entreprises en matière de gestion des finances publiques et améliorer le climat de l’investissement. Continuer la lecture
Assemblée nationale: Face à face gouvernement et les députés
D’ aucune attendent impatiemment la future rencontre entre le gouvernement Solonandrasana avec les députés à l’Assemblée nationale, ne serait que pour savoir la réaction du Continuer la lecture
KOPIKOLE SY DECOUVERTE MADAGASCAR 2017: Nandrombaka ny amboara ny kopikolé Tahiry sy i Tsilira.
Nibata ny laharana voalohany tamin’ny fifaninana “kopikolé” 2017 ny kandida avy eto Antananarivo. Tamin’ireo kandida folo tafakatra tamin’ny dingana famaranana, nisalotra ny kopikolé 2017 i Continuer la lecture
EFOI MADAGASCAR: Hankalazaina any Toamasina ny faha-10 taona ny fikambanana.
« Hetsika telo sosona no hitranga ao amin’ny Toamasina ny 21 ka hatramin’ny 26 novambra 2017. Mandritra ny herinandro, handravaka ny araben’ny fahaleovantena an’ny kaominina ambonivohitra Continuer la lecture