Anterivava : Hery RAJAONARIMAMPIANINA
“Vokatry ny tsy fahaizan’ny fitondrana nifandimby teo aloha sy ny korontana politika no nahatonga ny fahatapahan-jiro lavareny ankehitriny”, hoy ny Filoham-pirenena Hery RAJAONARIMAMPIANINA. Continuer la lecture
Anterivava : Hery RAJAONARIMAMPIANINA
“Vokatry ny tsy fahaizan’ny fitondrana nifandimby teo aloha sy ny korontana politika no nahatonga ny fahatapahan-jiro lavareny ankehitriny”, hoy ny Filoham-pirenena Hery RAJAONARIMAMPIANINA. Continuer la lecture
Nitokona tsy niditra ny lapam-panjakana Iavoloha ny mpanao gazety omaly sady nimenomenona. Anton’izany ny nandrarana ny tsy hitondra ny findain’ izy ireo izay anisan’ny fitaovana entina hanatanterahana ny asa fampita-baovao. Continuer la lecture
Délire Madagascar (DM): Manandafy Mahery Lanto, ianao dia mavitrika tokoa amin’ny fiakarana Don-dresaka. Inona no azo ambara amin’izao taombaovao izao?
Manandafy Mahery Lanto (MML): « Dia mirary soa ho an’ny vahoaka malagasy manerana an’i Madagasikara. Ny zavatra azo ambara angamba dia mbola betsaka ny sehatra azo trandrahana amin’ity taona 2017 ity. Dia mila “optimism” ilay izy. Ary aoka isika tsy hanaratsy fotsiny. Satria marina fa mety ratsy ny zavatra miseho, fa mba hanatsara, mba asiana “optimism” ilay fiainam-pirenena. Fa raha tsy izany isika dia hilentika eto foana”
DM: Ianao ve mpandinika fiarahamonina sa mpanao politika? Iza amin’izay roa izay?
MML: “Tsy hay! Izay fandraisan’ny olona azy! Inona moa no azoko tenenina ankoatra izay? Izay fandraisan’ny olona azy. Rehefa hoy ny olona hoe manao politika dia manao politika. Raha hoy ny olona hoe manao hatsikana dia manao hatsikana. Raha hoy ny olona hoe mandinika politika dia mandinika politika. Aleo ny olona no hijery an’izany.”
DM: Ianao manokana ve manana eritreritra hitarika ny antoko MFM any aoriana any?
MML: “Ny antoko MFM dia tsy lova fa fotokevitra. Dia ny asa atao ao anatiny no hitsarana azy. Mbola eo izao ny Sekretera Jeneraly Rakotovozaha Olivier. Mbola eo izao ny PN Manandafy Rakotonirina. Aleo izy hanao ny asany.”
Anterivava nataon-dRazaka Oliva
“Ny mpamosavy moa dia olombelona ka mety hisy azy daholo ny tanàna rehetra, na dia any Soatanana aza! Tsy mba mety tojo matotoa sy avelo kosa aho, na dia niteny tokoa aza i Dada Rainisoalambo fa izy dia nivavaka tamy fahasivy, izany hoe ny maty, matotoa, avelo, angatra, ambiroa, aloka, lolo, zavatra, razana…
L’expression « Faire le mur » n’est pas encore rangée dans les oubliettes ! De nos jours, des lycéens le font encore, faute d’observation stricte de la discipline. Continuer la lecture
Tsy mitsahatra midady fomba hanehoana ny fanohanana ny filoham-pirenena Hery RAJAONARIMAMPIANINA ny mpomba sy ireo mankasitraka ny fomba fitondrany ny firenena. Nitsangana ny Sabotsy 05 Novambra 2016 teo ny vovonana FFT na ny Firaisankina ho Fampandrosoana ny tanindrazana ivondronan’ireo olom-boafidy maro lafy eto amin’ny firenena sy ireo minisitra. Continuer la lecture
Madagascar était à l’honneur lors de cet aréopage de la médecine dans la capitale française. D’imminents jeunes Professeurs nommés Rakotoambinina Benjamin et Ramanampamonjy Rado Manitrala constituaient le Comité Scientifique de Madagascar aux côtés des condisciples africains et européens. Continuer la lecture
Tsy ny fitiavanao no laviko,
fa ny hoavinao sy ny hoaviko
no efa nizara roa.
Samy sarotra zakaina
na ilay fo mibaiko saina
na ilay saina hibaiko fo.
Fa raha tsy maintsy hosafidiana
dia aleo ny foko hangina,
aleo ny fo hampandeferina.
Ny fonao koa mba toneo…
… Malahelo aho, saingy, aleo
hody irery aho f’àza aterina.
Hely Ony, 2016-09-07, 12:37

Dia lasa nitsilabolabo, hanabe kibo sy takolaka vonjimaika eny ambany Atsinanana ny filohan’ny HAFARI Malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa, rehefa avy nandalo teny amin’ny fampanoavana, omaly, mikasika ireo fiampangana maro samihafa nanenjehana azy. Mazava ho azy fa tsy maintsy mibitaka ireo mpifanandrina aminy rehetra, amin’izao fahavoazany izao. Continuer la lecture
Fifaliana ny azy roa ireto ! 40 taona nivadiana i Razaka Oliva sy Razaka Manantenasoa Ralphine vadiny. Ny taona 1976 no nanamasinana ny fanambadian’izy ireo. Nisy mpivady hafa enina ihany koa nanamarika ny tsingerin-taona fahelan’ny fanambadiany. Continuer la lecture