Catégorie Doka



« MOIS de L’AMOUR » : MITOHY NY PROMOTION CADEAU AO AMIN’NY BAOLAI.


Amin’ ny Vanimpotoana toy izao, dia maro ireo izay mihevitra an’ ity volana Febroary ity ho « mois de l’amour » araka ilay fomba fiteny malaza hoe ny « fitiavana no lehibe indrindra ».

Tsy diso anjara amin’ izany fankalazana izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar be Toamasina. « Maro isan-karazany ny entana lohalaharana amin ‘ ny kalitao ato aminay, izay azo ho hatao fanomezana tsara amin’ izao amin’ ny fetin ‘ ny « Saint – Valentin » hoavy izao.

Ary mbola mitohy hatrany ny « promotion-cadeau » amin’ ireo Smart Tv sy Télé Led « Jeyoo » sy « Hisense », misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85  » (misy antoka 12 volana daholo), arakaraka ny fetran’ ny stock izay misy, hatramin 15 Febroary 2022 », hoy ny tompon’ andraikitra.  Continuer la lecture


TRANOMBAROTRA BAOLAI : MITOHY NY PROMOTION SPECIAL NOEL


Rehefa volana Desambra toy izao dia anisan’ ireo manavao  ny tolotra omen’ny ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina. Izay manao

« Promotion spécial Noël » hatramin’ ny 15 Janvier 2022, arakaraka ny fetran’ ny stock izay misy. « Amin’ ny fividianana Smart Tv sasatsasany dia mizara maimaimpoana Smartphone « Hisense » izahay. Ary amin’ ny fanjifana Smart Tv « Jeyoo » iray 75″ na 85  » dia misy Ampli- baffle rechargeable iray omenay « gratuitement » hoy ny tompon’ andraikitra.

Continuer la lecture


MANAKAIKY NY FETIN’NY NOELY: PROMOTION SPECIAL NOEL AO AMIN’ NY BAOLAI


Amin’ ity volana desambra maha finaritra ity, dia maro ireo magazay lehibe eto amintsika izay manavao ny tolotra  omeny. Anisan’ izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar be Toamasina, izay manao  « Promotion spécial Noël » hatramin’ ny 15 Janvier 2022,  arakaraka ny fetran’ ny  stock izay misy.
« Ho fanomezana fahafampo ny tokantrano malagasy, dia amin’ ny fividianana  télé Led « Hisense » sasatsasany dia hisy subwoofers rechargeables ho zarainay maimaimpoana. Ary amin’ ny  fanjifana Smart Tv « Jeyoo » iray 75″ na 85  » dia misy Ampli- baffle iray omenay maimaimpoana » hoy ny  tompon’ andraikitra. Continuer la lecture


BAOLAI:MARO ENTANA VAOVAO 1er choix MANAMAIVANA NY ANDAVANANDRO


Eo amin’ ny sehatra ara – toekarena dia maro ireo orinasa fanta- daza eto amintsika izay manavao ny tolotra omeny ny mpanjifa. Tsy diso anjara amin’ izany ny tranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary Bazar be Toamasina.

« Hanampiana ny rehetra hanamaivana amin’ ny rotoroton’ ny andavanandro dia maro isankarazany ny entana « 1er choix » sady vaovao ato aminay. Izay natao mifanaraka amin’ ny filàna sy ny  fahefa-mividin’ny tsirairay hatrany » hoy ny tompon’ andraikitra. Ny atsipiran’ izany rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ny site web sy pejy facebook baolai ary ao amin ny laharana finday 034 56 288 21 (ora fiasana). Dia hiavaka ao anatin ‘ny maro ny volana oktobra hoavy miaraka amin’ ny tranombarotra « Baolai ». Continuer la lecture


Entana vaovao: BAOLAI MAMPIHANTA NY MPANJIFA


Rehefa ankatoky ny volana Septambra toy izao dia maro ireo izay te hanavao ny ao antokantrano ao. Ao anatin’ izany indrindra dia vao nahatonga entana lohalaharana amin’ ny kalitao nyTranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina.
« Maro azo hisafidiana tsara nyentana ato aminay. Ny antsipiriany izany  rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ ny « site web » sy pejy fb : baolai ary ao amin’ ny 034 56 288 21 (amin’ ny ora fiasana) … » hoy ny tompon ‘ andraikitra.

Continuer la lecture


GRANDES VACANCES 2021 : ARRIVAGE ENTANA MARO AO AMIN’NY BAOLAI


 

Amin’ izao vaninandro izao dia ny hiaka faran’ ny teknolojia no isan’ ny mahasarika ny rehetra maneran – tany. Ny etoamintsika dia ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely , Soarano ary ao Bazar Be – Toamasina no anisan’ ny ahitana izany .« Ny entana rehetra ato aminay dia « premier choix » daholo. Ary natao mifanandrify hatrany amin’ ny filàna sy fahefam – bidin’ ny tsirairay » hoy ny tompon’ andraikitra. Maro karazany tokoa nyzavatra hita ao ao amin’ ity Tranombarotra lehibe iray ity. Continuer la lecture


FETIN’ NY RAY SY ASARAMANITRA : VAO NAHATONGA ENTANA NY BAOLAI


Ao anatin’ ny fankalazana fety marobe ny eto amintsika amin’ ity volana ity, ny Alahady 20 Jona 2021 ho avy izao ohatrany  fetin’ ny ray, eo ihany koa ny fetim-pirenena. Tsy diso anjara amin’ izany fankalazana ny fety samihafa izany ny Tranombarotra« Baolai ».

« Ny marika « Hisense » izay mpanohana ofisialy ny« Euro 2020 » dia efa hita ato aminay, etsy Analakely,Soarano ary ao Bazar Be – Toamasina » hoy ny tompon’andraikitra. Continuer la lecture