Socio-eco

TRANOMBAROTRA BAOLAI : MITOHY NY PROMOTION SPECIAL NOEL


Rehefa volana Desambra toy izao dia anisan’ ireo manavao  ny tolotra omen’ny ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina. Izay manao

« Promotion spécial Noël » hatramin’ ny 15 Janvier 2022, arakaraka ny fetran’ ny stock izay misy. « Amin’ ny fividianana Smart Tv sasatsasany dia mizara maimaimpoana Smartphone « Hisense » izahay. Ary amin’ ny fanjifana Smart Tv « Jeyoo » iray 75″ na 85  » dia misy Ampli- baffle rechargeable iray omenay « gratuitement » hoy ny tompon’ andraikitra.

Maro ny entana lohalaharana amin ‘ ny kalitao « premier choix », vaovao sady mibika amin’ ny vidiny mirary hita ao amin’ ity Tranombarotra lehibe iray ity. Ao ny Smart tv – télé led : misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85  » – laser tv samihafa misy hatramin’ ny 120 « :

misy antoka 1 taona daholo, climatiseur, réfrigérateur, machine à laver, cuisinière à gaz sy électrique, synthétiseur, panneaux solaires mono sy polychristalline, four micro – onde, amplificateur, lecteur divx/dvd, table de mixage, …

Ny antsipirany izany rehetra izany, dia azo fantarina ao amin’ ny site web sy pejy facebook Baolai ary ao amin ny laharana finday 034 56 288 21 (ora fiasana). « Ho fanomezana fahafampo ny tokantrano malagasy, dia amin’ ny fividianana télé Led « Hisense » sasatsasany dia hisy subwoofers rechargeables ho zarainay maimaimpoana » hoy ny tompon’ andraikitra.

Dia hitorajofo tokoa ny daholobe amin’ ity volana Desambra 2021 ity, miaraka amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *