Socio-eco

BAOLAI:MARO ENTANA VAOVAO 1er choix MANAMAIVANA NY ANDAVANANDRO


Eo amin’ ny sehatra ara – toekarena dia maro ireo orinasa fanta- daza eto amintsika izay manavao ny tolotra omeny ny mpanjifa. Tsy diso anjara amin’ izany ny tranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary Bazar be Toamasina.

« Hanampiana ny rehetra hanamaivana amin’ ny rotoroton’ ny andavanandro dia maro isankarazany ny entana « 1er choix » sady vaovao ato aminay. Izay natao mifanaraka amin’ ny filàna sy ny  fahefa-mividin’ny tsirairay hatrany » hoy ny tompon’ andraikitra. Ny atsipiran’ izany rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ny site web sy pejy facebook baolai ary ao amin ny laharana finday 034 56 288 21 (ora fiasana). Dia hiavaka ao anatin ‘ny maro ny volana oktobra hoavy miaraka amin’ ny tranombarotra « Baolai ».

Santionany ihany no tanisinay amintsika, ao ny laser TV samihafa misy hatramin’ ny 120 « , télé led ary Smart tv izay misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85 » (misy antoka 1 taona daholo), climatiseurs, fer à lisser (cheveux), Smartphone, réfrigérateur, cuisinière à gaz sy  électrique, subwoofer, four micro – onde, amplificateur,  machine à laver, panneaux solaires mono sy polychristalline.

 …


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *