Singa iray manafaingana na tsia ny fanatanterahana ny programam-panjakana ny tsenam-baro-panjakana. Ny olana anefa dia mivezivezy be ireo mpikarakara ny antontan-taratasy satria toerana samihafa no misy ireo birao hikarakara izany. Continuer la lecture
Auteur lynda
TSARADIA: Hiitatra any amin’ireo faritra misarika mpizahantany
Tale jeneraly vaovao, paik’ady mihatsara hatrany. Io ny fanamby ho tanterahan’ny Tsaradia. Nandalo fikorontanana ity zotra anatiny ity teo anelanelan’ny volana jolay sy aogositra 2019. Continuer la lecture
NICOLAS DUPUIS: Nitatitra ny resaka nataony tamin’ny Prezidàn’ny repoblika
Resaka voalohany nataon’i Nicolas Dupuis taorian’ny CAN 2019. Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny “club des partenaires” sy ny mpanazatra Nicolas Dupuis ny 22 aogositra 2019 teny Anosy. Continuer la lecture
AFRIKA ATSIMO: Nizara traikefa tamin’ireo vehivavy malagasy solombavambahoaka
Volana aogositra, volan’ny vehivavy afrikana tatsimo. Ho fanamarihana izany dia nanasa an’i Baleka Mbete-Kgositsile, Filohan’ny Antenimierampirenen’ny afrikana tatsimo teo aloha ny masoivohon’ny Afrika Atsimo miasa eto Madagasikara. Continuer la lecture
HYPNOSE MEDICALE: Azo ampiasaina amin’ny fitsaboana
Voajanahary ny « état hypnose ». Isaky ny 90 minitra dia miditra ao anatin’ny « état hypnose » ny olombelona iray, hoy ny dokotera Ravoahary Gleize, maitre praticien en hypnose médicale. Continuer la lecture
LALANA NIHOTSAKA ETSY SOANIERANA: Natomboka tamin’ny “tagnamaro” ny asa fanamboarana
Efa ho herintaona no tapaka ny lalana eny amin’ny fokontany Soanierana III i Cité Gare. Continuer la lecture
CYBERCRIMINALITE: Misokatra ny varavarana ho an’ireo iharam-pahavoazana
Voasazin’ny lalàna ny fihoaram-pefy amin’ny fampiasàna ny tambazotran-tserasera toy ny fitarihana olona tsy ampy taona hanao mamoa-fady, ny fangalarana ny mombamomba olona iray, ny fanompàna olona, ny fitarihana adim-poko, ny fisolokiana… Continuer la lecture
FLSH: Nahavita ny anjara andraikiny teo amin’ny firenena
Ao anatin’ny ivon’ny fankalazana ny faha-60 taonany ny « faculté des Lettres et Sciences Humaines » (FLSH) eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Continuer la lecture
HEMOPHILIE: Misy voan’io aretina io eto Madagasikara
Aretina tsy dia faheno eto amintsika ny fijininihan-drà lava na « hémophilie » kanefa mahafaty raha tsy voatsabo haingana. Raha ny tarehimarika nomen’ny ivon-toerana misahana ny fitsaboana ity aretina ity (CTHMada), eny amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalo (HJRA) Anosy dia vao olona 150 manerana an’i Madagasikara no mbola fantatra fa tratry ny fijininihan-drà lava. Continuer la lecture
CITY ART: Varotra fampirantiana sary hosodoko no nisantarana azy
Manan-talenta ny mpiangaly kanto Malagasy saingy ny toerana ahafahana mampahafantatra ireo sangan’asany no olana tsy mampiroborobo azy ireny. Continuer la lecture


