Ao anatin’ny ezaka fanampiana vonjitatra ireo traboina vokatry ny rotsakorana namely ny faritra maro teto Madagasikara, indrindra ny teto Andrenivohitra, dia nanolotra vary 10 taonina ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) Ambatovy, ny Alakamisy 27 janoary 2022. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
BNGRC : Manamora ny fanangonana ireo antontan-kevitra ny fanomezana avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar
Mametraka fitokisana. Nanatitra fanampiana teny amin’ny Birao Nasionaly mitantana ny tandidon-doza sy ny loza (BNGRC) ny Orange Solidarité Madagascar ny 26 janoary 2022 teny Antanimora. Continuer la lecture
LA CHARITE DE MADAGASCAR: Hitohy ao anatin’ny fotoana tsy voafetra ny fizarana sakafo ho an’ireo traboina
Ireo mpamaky vato ao amin’ny “carrière” ao amin’ny fokontany Andranomena no nanombohan’ny fikambanana “La Charité Madagascar” ny fizarana sakafo masaka ho an’ireo traboina vokatry ny oramikija tao anatin’ny 10 andro farany teo. Continuer la lecture
LA CHARITE DE MADAGASCAR: Nitety ireo tokantrano traboina noho ny andro ratsy
Niantso ny fikambanana “La Charité de Madagascar” avy hatrany ny orinasa Aaleemee Society ao Maorisy vao nahare fa maro ireo traboina vokatry ny andro ratsy sy ny oramikija nitranga teto Madagasikara tao anatin’ny andro maromaro. Continuer la lecture
RAHARAHA VOLAMENA 49 KILAO: Mifanerasera mivantana amin’ny ministeran’ny fitsarana ao Comores fitondram-panjakana malagasy
Ho tsotra kokoa ny dingana arahina amin’ny fampodiana an-tanindrazana ireo teratany malagasy voarohirohy tamin’ny fanondranana antsokosoko volamena 49 kilao noho fifanarahana ara-pitsarana misy eo amin’i Madagasikara sy Comores. Continuer la lecture
FAHAMAIZANA TAO ANDEKALEKA: Heverina ho “incendie criminel”
Misokatra ny fanadihadiana momba ny firehetan’ny transformateur voalohany manana tanjaka 30 MVA tao Andekaleka. Continuer la lecture
SAMBO RENDRIKA TAO SOANIERANA IVONGO: Natao fanadihadiana ny tomponandraikitry ny APMF
“Tsy ho avelanay mihitsy iny raharaha iny raha tsy hita ny marina rehetra, hita daholo izay tomponandraikitra voakasik’izany”, hoy ny Ministry ny Fitsarana, Imbiki Herilaza, ny 6 janoary 2022 teny Faravohitra. Continuer la lecture
HAINGO PARADIS: Famahana haingana ny fiakaran’ny vidim-piainana sy ny delestazy no andrasana amin’i Prezida Andry Rajoelina
Ora sisa no hisaina dia higadona ny faran’ny taona 2021. Andrasan’ny besinimaro amin’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara mandritra ny kabary ho ataony, ny 31 desambra 2021, ny famahana ny fiakaran’nyy vidim-piainana. “Iaraha-mahalala fa taona mafy ho an’ny Malagasy ity taona 2021 ity. Continuer la lecture
RAFANOMEZANTSOA JEAN NIRINA: Tsy misy hifandraisany amin’ny resaka facebook ny fanadihadiana
Raha toa ka “resaka facebook” no anton’ny fampiantsoana an-dRafanomezantsoa Jean Nirina teny amin’ny toby Ratsimandrava, sampandraharaha misahana ny ady atao amin’ny “cybercriminalité” dia momba ny “carrière” eny Soaniadanana, ny tetikasa “exode urbain”, ny fananany no tena nibahana tamin’ny fanadihadiana natao taminy ny 29 desambra 2021, araka ny fanazavany. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE: Fianakaviana sy ankizy sahirana anarivony hihanoka ny noely am-pifaliana
Zava-dehibe ny fizarana fanomezana mandritra ny vanim-potoanan’ny noely sy ny fetin’ny faran’ny taona. Continuer la lecture


