Tsy ela amin’ny zavatra hainy tokoa ny sinoa ! Tsy mbola tapitra akory ny resaka Soamahamanina dia miatomboka indray ny any Amboasary gara. Efa midina eny amin’ny fokontany Amboasary gara ny sinoa andro vitsivitsy lasa izay maka sombin-tany, hoy ny filohan’ny fokontany Analabe, Amboasary gara. « Ataon’izy ireo anaty gony kely ka asiany soratra izany sy asiany marika ny hazo mifanandrify amin’ny tany izay nalainy ». Continuer la lecture
Catégorie De-Lire
Ho an’Andriamatoa Hery Rajaonarimampianina, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara
| Antony: | Fangatahana fampihatona ny tetikasa fitrandrahana volamena, Zinc, Fer, Plomb, ary Berillium ao Soamahamanina sy fanafoanana ny fahazoan-dalana hitrandraka laharana 38234,19970 sy 37289 ary ny AERP 38879 izay nomena ny orinasa JIUXING MINES S.A.R.L, araka ny Didim-pitondrana laharana 33067/2015 tamin’ny 05 novambra 2015. |
CEREMONIE DE MAVOLOHA En réponse à nos questions, ils ont dit :
Rajaonarimampianina Hery, Président de la République.

“Ny tanora tsy ho very anjara, ny kilonga tsy ho diso tandrify… Nataotsika ny ezaka rehetra ary tsy maintsy mbola ho tohizana izany, fa izay vita hatreto aloha dia nahafa-po ka ny vokany dia nahazoantsika ny antsoina hoe Facilité élargie de crédit na ny FEC izany…” Continuer la lecture
SOAMAHAMANINA:TSY EKENA NY FANOMEZANA ALALANA ARA-TONTOLO IAINANA NY ORINASA JIUXING MINES S.A.R.L
Ny fikambanana ao amin’ny firaisamonim-pirenena izay manao sonia eto ambany, dia maneho ny firaisankina sy ny fanohanany tanteraka ny fanoheran’ny vahoaka any an-toerana ny tetikasa fitrandrahana volamena izay ataon’ny orinasa JIUXING MINES S.A.R.L ao Soamahamanina, taorian’ny fihaonany sy fifanakalozan’ny solontenany tamin’ny Komitin’ny Fanoherana ny Fitrandrahana Volamena nanomboka ny talata 21 jona. Continuer la lecture
MAIZINA NY ANTENIMIERAMPIRENENA OMALY.
Nirava maizina ny solombavambahoaka omaly raha tokony hihaino ireo manana fiarakodia familiana ankavanana. Tapaka ora maromaro ny jiro teny amin’ny Antenimierampirenena omaly. Nimenomenona ireo solombavambahoaka ka nanapaka fa amin’ny fotoana manaraka no atao ny fihaonana amin’ireo vahiny.
Araho amin’ny horonan-tsary ny zava-niseho.
Nirina R.
MAHAJANGA : L’excès de zèle de trop du Préfet.
Le Maire de la Commune Urbaine de Mahajanga a été interdit de ne pas accueillir le Premier Ministre (PM) à l’Aéroport. Malgré l’empêchement effectué par une personne envoyée par le Préfet de Police, Mohktar Salim ANDRIANTOMANGA y était présent. D’après nos sources, le coup n’est pas venu du côté du PM. Il est dû par le Préfet de Majunga à cause « d’une rancœur envers l’élection communale ». Continuer la lecture
CONFERENCE INTERNATIONALE sur « LES ORIGINES JUIVES A MADAGASCAR »
Lieu:
GRAND HOTEL « LE PAVE », ANTANINARENINA, ANTANANARIVO, (près de la Chambre de Commerce, Antaninarenina),
Jour:
MARDI 17 MAI 2016 à 08 HEURES 30 du matin.
Conférenciers:
Professeur TUDOR PAFITT (USA),
Pasteur Tolotra RATEFY (Madagascar),
Prince Rev. Dr. Ndriana RABARIOELINA (Madagascar).
Continuer la lecture
Lettre ouverte à Son Excellence Monsieur Ban Ki-Moon et à la Communauté Internationale
Les économistes sont unanimes pour dire que le premier moteur de la croissance d’un pays est la consommation interne, c’est-à-dire celle des ménages. Mais avez-vous déjà entendu un expert du Fonds Monétaire International (FMI) évoquer le problème du pouvoir d’achat dans un pays du tiers-monde comme principal frein au développement alors que les populations de ces pays crèvent de faim ? Continuer la lecture
MANANDAFY RAKOTONIRINA : L’appareil judiciaire est en panne
Tsy azo lazaina ho trangam-piarahamonina tsotra na “faits divers” ny nanjo ireo Mpitsara voaroiroy tamina raharaha “Kidnapping” tany Toamasina sy notifirin’ny Kaomiserana polisy tany Toliara, fa misy antony, araka ny fijerin’Atoa Manandafy Rakotonirina, Mpanolontsaina Manokan’ny Filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery. Continuer la lecture
Gothlieb : Qui veut réaliser ses vœux ?
Il n’a pas caché son désir de se rendre en province. Gothlieb, lors de son émission matinale Rivotra de la RDJ a affirmé qu’il souhaite se produire au Basia, une salle de spectacle du Collège Sacré-Cœur à Tsianaloka, Toliara.


