Tontosaina nanomboka omaly 12 novambra ary hifarana androany 13 novambra 2022 eny amin’ny CCI Ivato ny « Super grand meeting des voitures retro légende ». Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
ORGANISATION INTERNATIONALE DU TRAVAIL (OIT): Les priorités pour renforcer la justice sociale et le travail décent à Madagascar
Le premier Business Forum sur le travail décent à Madagascar a permis d’identifier les priorités pour renforcer la justice sociale et le travail décent pour une industrialisation durable à Madagascar. Continuer la lecture
OPERATION SMILE: Hanome fandidiana maimaim-poana ho an’ny sima molotra sy vakilanilany sy ho an’ireo marary mila fandidiana hafa
Fandidiana mandritra ny 45 minitra dia afaka hanova aingana ny fiainan’ireo olona sima molotra sy vakilanilany, hanampy azy ireo hiaina, hitelina sy hiteny ary hitsiky tsara. Hanolotra fandidiana sy fitsaboana feno ary maimaim-poana ho an’ireo Malagasy manana fahasembanana amin’ny vava sy ativava ny Operation Smile (OS) ho fanamarihana ny fankalazana ny 40 taonany. Continuer la lecture
POESAM 2022: Nahazo loka ireo tetikasa malagasy miisa 5 mendrika indrindra
Tetikasa mamaly ny filàn’ny mponina. Nanolotra ny lokan’ireo tetikasa malagasy mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana « Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient » na POESAM 2022 teto Madagasikara ny Tale Jeneralin’ny Orange Madagasikara, Frédéric Debord ny zoma 4 novambra 2022. Continuer la lecture
CRÉATION D’EMPLOIS : L’ OIT organise le premier business forum sur le travail décent
Le premier business forum sur le travail décent se tiendra les 10 et 11 novembre 2022 au Novotel Alarobia. L’événement est organisé par l’Organisation Internationale du Travail (OIT) afin d’aborder les opportunités et les défis pour les chaînes d’approvisionnement malagasy du point de vue des enjeux de travail décent et de gouvernance sociale et environnementale. Continuer la lecture
FATANA MITSITSY KILENJY : Mampihena fandaniana ao an-tokan-trano no sady miady amin’ny fiovan’ny toetry ny andro
Lohalaharana ny saribao amin’ny fandrahoana sakafon’ny malagasy. Raha ny antontan’isa nataon’ny « STILEEX DATA » ny taona 2020 dia ny 68,47% ny malagasy no mampiasa saribao ary 7,21 % ny kitay. Continuer la lecture
FONDATION ORANGE: Mpanabe miisa 37 avy amin’ny ivon-toerana mitaiza « autiste » nahazo fiofanana
Manohana ireo sahan’asa rehetra manampy ireo olona “autistes” ny Fondation Orange. Mpanabe miisa 37 avy amin’ireo ivon-toerana mitaiza « autiste » mpikambana ao amin’ny federasionan’ny autisme eto Madagasikara (AUFEM) no nahazo fiofanana fanamafisana fahaiza-manao noho ny famatsiam-bola avy amin’ny Fondation Orange sy ny tosika avy amin’ny Orange Solidarité Madagasikara. Continuer la lecture
LALAO AIRTEL QUIZZ MLAY: Lasan’i Ratsimbanirina Nivomalala ny fiara SUV vaovao be
Malala-tanana amin’ny fampifaliana ny mpanjifa ny Airtel Madagascar. Tahaka an’i Ratsimbanirina Nivomalala ohatra dia nahazo fiara marika SUV tamin’ny Lalao Airtel Quizz Mlay. Continuer la lecture
ALA HONKO AMPASIVELONA – AMBILOBE: Efa miverina tsikelikely noho ny fisian’ny tanin-jana-kazo
Ripaka ny ala honko noho ny faharavan’ny orinasa. Antony goavana nahatonga ny mponina naka ny ala honko nanaovana saribao ny tsy fisian’ny asa ho fidiram-bola. Continuer la lecture
ACI AFRIQUE : L’Aéroport International d’Antananarivo gagne le second prix de la sécurité aéroportuaire
L’Aéroport d’Antananarivo décroche le second prix de la sécurité aéroportuaire « SGS EXCELLENCE 2022 », octroyé par l’Airports Council International Afrique (ACI Afrique), pour la sous-région de l’Afrique de l’Est. Continuer la lecture


