Dans le cadre de la réponse humanitaire nécessaire suite aux passages des cyclones Batsirai et Emnati à Madagascar, l’Union Européenne (UE) a décidé de financer les vols humanitaires afin d’apporter rapidement et régulièrement l’assistance aux populations sinistrées. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
ORANGE MADAGASCAR: Tonga ao Mahajanga ny “internet” haingam-pandeha Wifiber
Efa afaka manjifa ny “internet” haingam-pandeha ny mponina fa indrindra ireo mpandraharaha ao Mahajanga. Efa tonga ao an-toerana ny tolotra “Wifiber” an’ny Orange Madagasikara. Continuer la lecture
TURQUIE: AHOANA NY ANY ?
Merhaba! Izany no voambolana renesinao raha miarahaba anao ny Turc (MERHABA = MIARAHABA). Hitsidika sy hamangy ity firenena isan’ireo madinika any Eoropa kanefa isan’ireo ngezalahy ara-tantara isika. Raha vao Turquie no resaka dia tsaroana avy hatrany i Mustafa Pacha Kemal Atatûrk “rain’ny Turcs” tamin’ny ady lehibe voalohany sy taorian’izany.
Sivilizasiona lehibe maro nifandimby.
Turquie na République Turque dia firenena misabaka eo amin’ny Kontinanta eoropeana sy aziatika. Ara-politika sy fitondrana ary toe-karena dia anisan’ny firenena eoropeana izy. Ara-jeografia kosa dia efa tafiditra amin’ny faritr’i Proche-Orient izy, ary iny misy azy iny ilay Azia minora lalam-barotra nivezivezen’ny mpandraharaha sy ny Apostoly. Raha avelantsika ny fahagolantany ka tsy hiresaka afa-tsy ny nanomboka taloha kelin’ny andron’i Jesosy isika dia nisy sivilizasiona matanjaka nisesisesy tao Turquie. Izany moa dia nentin’ny fihanaky ny Fanjakana Romana. Ny fihitaran’ny Fanjakana Romana niantsinanana iny indrindra no nantsoina hoe “Empire Romain d’Orient” izay niteraka ny “Empire Byzantin”, Byzance no renivohitra. Io Byzance io no niova ho Constantinople rehefa rava ny Empire Byzantin ka notsindrian’ny Empire Ottoman, ary lasa Istanbul kosa Constantinople taty aoriana ary mbola izany hatramin’izao Turquie moderne izao. Continuer la lecture
ALLIANCE FRANÇAISE ANTANANARIVO: Mankalaza ny faha-75 taonany
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 26 febroary 2022 teny amin’ny foibeny eny Andavamamba ny fankalazana ny faha-75 taonan’ny Alliance française Antananarivo (AFT). Continuer la lecture
CYCLONE EMNATI : La Suisse augmente le montant de son assistance
Les catastrophes s’enchaînent à Madagascar avec un nouveau cyclone qui a touché des zones déjà meurtries par Batsirai. Continuer la lecture
ADY TANY AO MAMPIKONY –PORT BERGÉ: Mponina 3000 isa mitsaoka any anaty ala noho ny fanenjehana ataon’ireo milaza ho tompon-tany
“Vehivavy iray no teraka kambana tsy tonga volana tany anaty ala. Mponina 3000 isa no miafina any anaty ala. Tafakatra 39 ny olona naiditra am-ponja vonjimaika. Betsaka ny ankizy no tsy mianatra. Ao no voadaroka sy voavono. Mitombo ny vaky trano”. Continuer la lecture
CENTRE MEDICAL MARIE STELLA ANALAMAHITSY : Maimaim-poana ny fizaham-pahasalamana, mahazo fihenam-bidy 20 % ny faktiora rehetra
Nanavotra ain’olona marobe. Mankalaza ny faha-100 nahitana ny “insuline” – fanafody hitsaboana ireo diabetika, ny Centre Médical Marie Stella Analamahitsy. Continuer la lecture
FIKIRAKIRANA VOLA: Mamaly ny filàn’ny mpanjifa ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange Money sy Société Générale Madagasikara
Azo antoka, tsy mila mivezivezy ary amin’ny fotoana rehetra. Ireo no tanjon’ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange Money sy ny Société Générale Madagasikara. Continuer la lecture
SOMMET UA-UE : L’Union Européenne renforce sa coopération avec l’Afrique en matière de migration et de mobilité
Après deux reports-en 2020 et 2021, le sixième sommet de l’Union Africaine et l’Union Européenne (sommet UA-UE) s’est tenu à Bruxelles, en Belgique. La cérémonie d’ouverture officielle s’est déroulée ce jeudi 17 février 2022. Continuer la lecture
TRANOKALAN’NY OJM : Manampy ny rehetra ahafantatra ireo mpanao gazety eto Madagasikara
Manaraka ny fivoaran’ny teknolojia. Nampahafantarina ny 11 Febroary 2022 tetsy Anosy ny fitsanganan’ny tranokalan’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM) www.ojm.mg . Continuer la lecture


