Manamora ny fitadiavana asa. Sarotra ny mitady asa ka izany indrindra no nahatonga ny Media Click namorona ny tranokalam-pifandraisana Asako.mg. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
CHAN 2022 : Vondrona C no misy ny Barean’i Madagasikara
Vita ny an-tsapaka. Mizara vondrona dimy ireo firenena tafakatra amin’ny dingan’ny famaranana CHAN 2022 atao any Algerie ny 13 janoary 2023 ka hatramin’ny 4 febroary 2023. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE: Manampy ny tokantrano hahita ireo entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro iharan’ny fihenambidy
Entana vaovao hiaka farany sy entana iharan’ny fihenambidy no anisany amidin’ireo mpandray anjara amin’ny Grande Braderie de Madagascar. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: Zava-dehibe ny fihenam-bidy amin’izao fiakaran’ny vidim-piainana izao
“Atao daholo ny zava-drehetra ary indrindra tsy adinoina ny mitsidika ny Grande Braderie”. Continuer la lecture
AMBATOVY – DRPEB : Hanamafy ny fahafahan’ny mponina miatrika ny fiovan’ny toetrandro
Vita sonia ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’Ambatovy sy ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny toekarena manga Atsinanana (DRPEB). Continuer la lecture
FANANANTANY: Mitohy ny dingana hirosoana amin’ny fanoratana ny lalàna mifehy ny fananan-tanim-pokonolona
Ao anatin’ny roa andro dia mivory ny rohim-piraisamonim-pirenena RRI (Rights and Resources Initiative) eto Madagasikara. Resahina mandritra ny fivoriana nanomboka ny 22 septambra ary hifarana ny 23 septambra 2022 eny amin’ny Hotel Centell Antanimena ny tetikasa fanamafisana ny lalàna mifehy ny fananan-tanim-pokonolona, amin’ny alalàn’ny fanamafisana ny rohim-piraisamonim-pirenena. Continuer la lecture
ORANGE DIGITAL CENTER – SAYNA: Mampiofana sy manome asa ho an’ny tanora momba ny tontolon’ny nomerika
Manamafy ny fandraisan’andraikitra amin’ny fanampiana ny tanora hahay hifehy ny nomerika ny Orange Digital Center (ODC) sy SAYNA. Continuer la lecture
FIATRAINKAN’NY ADY ANY UKRAINE : Nitombo ny fanampiana ara-bola ataon’i Japon ho an’ny mponina any Atsimon’i Madagasikara
Hahazo sakafo feno. Vao maika manampy trotraka ny olana sedrain’ny mponina any Atsimon’i Madagasikara ny fiantraikany ady any Ukraine toy ny fiakaran’ny vidim-piainana fa indrindra ny sakafo, ny saran’ny fitaterana ary ny vidin-tsolika. Continuer la lecture
CHALLENGE PLAY YOUR AIRPORT : Le concours est ouvert à tous les Malagasy et résidents souhaitant apporter leur contribution dans l’amélioration de l’image de l’aéroport d’Antananarivo
Idées innovantes conjuguant la technologie et le respect de l’environnement. Le Groupe ADP (Aéroport de Paris S.A) er Ravinala Airports lancent le Challenge Play Your Airport à Madagascar. Continuer la lecture
FIZAHANTANY ANY AMBANIVOHITRA : Nanohana ara-bola ny AVIMA ny fandaharan’asa PAGE 2/ GIZ
Mitondra fampandrosoana ho an’ny tanàna. Anisan’ireo tanàna iray mandray vahiny hanao fizahantany any ambanivohitra i Belazao, Distrikan’i Betafo, faritra Vakinankaratra. Continuer la lecture


