Malala-tanana amin’ny fampifaliana ny mpanjifa ny Airtel Madagascar. Tahaka an’i Ratsimbanirina Nivomalala ohatra dia nahazo fiara marika SUV tamin’ny Lalao Airtel Quizz Mlay. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
ALA HONKO AMPASIVELONA – AMBILOBE: Efa miverina tsikelikely noho ny fisian’ny tanin-jana-kazo
Ripaka ny ala honko noho ny faharavan’ny orinasa. Antony goavana nahatonga ny mponina naka ny ala honko nanaovana saribao ny tsy fisian’ny asa ho fidiram-bola. Continuer la lecture
ACI AFRIQUE : L’Aéroport International d’Antananarivo gagne le second prix de la sécurité aéroportuaire
L’Aéroport d’Antananarivo décroche le second prix de la sécurité aéroportuaire « SGS EXCELLENCE 2022 », octroyé par l’Airports Council International Afrique (ACI Afrique), pour la sous-région de l’Afrique de l’Est. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR : Lisea teknika sy fampiofanana arak’asa miisa 3 ao Itasy ametrahana toerana ahafahana mandalina ny tontolon’ny nomerika
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 24 oktobra 2022 ny lisea teknika sy fampiofanana arak’asa (LTP) ao Arivonimamo. Continuer la lecture
FATANA FANAMBOARANA SARIBAO GMDR : Miady amin’ny fiovan’ny toetry ny andro
Misoroka famokarana C02. Anisan’ny zavatra fampiasa amin’ny an-davanandron’ny tokan-trano malagasy ny saribao. Continuer la lecture
ORINASA TOMPONANDRAIKITRA : Nitohy tany Manakara ny fanohanana ataon’ny Airtel amin’ny lafiny fanabeazana
Nitondra fanampiana sy fankaherezana tany Manakara ny ekipan’ny Airtel Madagascar taorian’ny hetsika tany Morondava. Continuer la lecture
FAMPIANARANA: Mampihena ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny ny Airtel Madagascar
Maro amin’ireo ankizy eto Madagasikara no tokony hiditra an-tsekoly kanefa voatery mijanona noho ny tsy fahampian’ny enti-manana eo amin’ny ray aman-dreny. Continuer la lecture
MAHABIBO : Seha-pihariana mahaliana ny tantsaha aty amin’ny distrikan’Ambilobe
11.000 hektara ny mahabibo eto Madagasikara. Nitombo 575 hektara ny misy mahabibo vaovao nadrindra ny roa taona nisian’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF, vatsian’ny vondrona Eropeanina ( UE ) sy ny Ministera federalin’ny Alemana momba ny Fiarahamiasa ara-toekerena sy Fampandrosoana (BMZ) vola ao anatin’ny fandaharan’asan’ny PAGE2/GIZ. Ny NITIDAE dia manana traikefa momba ny mahabibo aty Afrika no miandraikitra ity ny famokarana ny mahabibo ao anatin’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF. Continuer la lecture
TETIKASA AFAFI-Nord-AF : Omena lanja ny seha-pihariana eo an-toerana mba hiarovana ireo ala voajanahary
Distrikan’ Ambilobe no toerana be mponina indrindra amin’ny faritry Diana. Continuer la lecture
FIFANINANANA MOMBA AGROECOLOGIE TAO BOENY : Mpianatra avy ao amin’ny sekoly Admis Manerinerina sy CEG Ampitolova no nandrombaka ny loka voalohany
Nampiova ny toetsain’ny mpianatra sy ny ray aman-dreny. Nikarakara fifaninanana momba ny tontolo iainana sy “agroécologie” na fambolena maharitra ny GSDM nandritra ny atrikasa fanaovana tombana momba ny fampidirana ny “agroécologie” any an-tsekoly ao amin’ny faritra Boeny, ny 21 oktobra 2022. Continuer la lecture


