Mbola naverin’ny solombavambahoaka zokiolona indrindra tamin’ny fivoriana manokana natao teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza omaly 16 jolay 2019 fa mila averina amin’ny laoniny ny hasin’ny Antenimierampirenena. Continuer la lecture
Auteur lynda
FILOHAN’NY UNRRM: « Ndao atao tahaka ny fitiavana ny Barea ny fitiavana ny firenentsika”
Tsy ho ela dia hiroso amin’ny fifidianana ben’ny tanana sy mpanolontsaina isika. Continuer la lecture
FIFIDIANANA KAOMINALY: “Soloy ny mpikambana ao amin’ny CENI sy HCC”
Tsy manaiky ny hanatanterahana ny fifidianana ben’ny tanana sy mpanolontsaina ny “hetsiky ny olom-pirenena miady amin’ny hosoka sy ny hala-bato amin’ny fifidianana” na (H.O.M.2H.F). Continuer la lecture
FIZAHANTANY SY NY FITATERANA: Antsoina ny mpandraharaha hampiasa vola
Paikady iray ahafahan’i Madagasikara mankany amin’ny fisandratana ny fizahantany. Ny fanamboarana foto-drafitr’asa mifanaraka amin’ity sehatra ity no hitan’ny fitondram-panjakana ho laharam-pamehana. Continuer la lecture
MORAMANGA AMBATOVY: Mora hahazoana tombony ny fiompiana trondro
Tsy dia be mpahalala loatra ny seha-pihariana fiompiana trondro tao anatin’ny taona vitsy lasa izay raha Moramanga sy ny manodidina no resahana. Continuer la lecture
SOLOMBAVAMBAHOAKA VAOVAO: Hahita ny halalin’ny rano
Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny talata 2 jolay 2019 ny voka-pifidianana tamin’ny fifidianana solombavambahoaka. Continuer la lecture
PROJET ALLIANCE MOBILE: Vers le décloisonnement des espaces éducatifs et culturels
Afin de continuer à conforter la reconnaissance d’utilité publique que l’Alliance française d’Antananarivo a acquise auprès du gouvernement malgache par son décret N°2012-726 du 31 juillet 2012, l’Alliance française d’Antananarivo a mis en place le projet « Alliance mobile ». Continuer la lecture
MOZEA: Hampiofanina momba ny RE-ORG ireo mpitahiry vakoka
Haipaika manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny fiofanana RE-ORG (Réorganisation des réserves au sein des musées). Efa betsaka ireo mozea tamin’ny firenena maro no efa nampiasa azy ity ho fandaminana ireo vakoka sy ny fomba fitehirizana azy. Continuer la lecture
GUIDE PRIMABABY: Toro-lalana ho fanabeazana ny zaza latsaky ny 6 taona
Ny 6 taona voalohany amin’ny fahazazana no fototra iankinan’ny maha olona araka ny fanadihadiana nataon’ny manam-pahaizana. Continuer la lecture
MPINO SILAMO: 30 isan-jaton’ny vahoaka malagasy
Niavaka ny fanamarihana ny famaranana ny volana masina Ramadany (Aïd El-Fitr), taona 2019, ho an’ny fikambanana ara-pinoana CMSM (Communauté Musulmane Sunnite de Madagascar). Continuer la lecture


