Amin’ny maha orinasa mandray andraikitra sy mpikambana feno azy eo anivon’ny fiarahamonina dia mijoro hatrany ho mpiara-miasa stratejika amin’ireo tetikasa fampandrosoana hositrahin’ny vahoaka Malagasy Ambatovy. Continuer la lecture
Archives mensuelles mai 2022
GSDM: Sekoly miisa 12 ao Boeny ampianarina ny « agroécologie »
Lasa mamokatra ny tany karakaina. Noho ny fahitan’ny GIZ ny vokatra azo tamin’ny tetikasa fampidirana ny “agorécologie” any an-tsekoly tao Vakinankaratra, nataon’ny GSDM dia sekoly miankina amin’ny fanjakana sy tsy miankina miisa 12 ao amin’ny faritra Boeny ampianarana ity fomba fambolena maharitra ity. Continuer la lecture
FIKAMBANANA ASSANATI FAMO GIDRAKA : Tsy manadino ny mpanao gazety
Mi-werawera amin’ny asa soa. Anjaran’ny mpanao gazety rehetra eto Madagasikara indray no ahazo vola amin’ity indray mandeha ity izay omen’i Assanati Naboana, Filoham-boninahitry ny Fikambanana assanati Famo Gidraka. Continuer la lecture
AGROÉCOLOGIE : Azo antoka amin’ny fiarovana ny tontolo iainana
Sady miaro ny tontolo iainana no betsaka ny vokatra. Fanotaniana mipetraka ny hoe ahoana ny atao amin’ity fiovan’ny toetry ny andro ity ? Ankoatra ny fambolen-kazo dia misy ny fomba fambolena miaro ny tontolo iainana. Continuer la lecture
UNION EUROPEENNE : Le plus grand bailleur de fonds à Madagascar
Dans le cadre de la semaine de l’Europe, la Délégation de l’Union Européenne à Madagascar a organisé ce jeudi 05 Mai 2022 sur le parvis de l’Hôtel de Ville, une exposition d’envergure dédiée aux projets menés par l’Union Européenne (UE) et ses partenaires à Madagascar. Continuer la lecture
LIONS CLUB – DISTRICT 417: Mampiantrano ny kongresy faha-4 i Madagasikara
Tontosaina nanomboka androany 05 Mey 2022 ka hatramin’ny 07 Mey 2022 eto Antananarivo ny kongresy ataon’ny Lions Club International – Distrika 417. Continuer la lecture
SAMOELA SY RABOUSSA : « Revy milay be »
Hanakoako ny tonon-kira mahitsy sady mivantana. Sambany no hiaraka hampirevy ny mpankafy ao antsahamanitra i Samoela sy Raboussa. Continuer la lecture
GSDM : Ankatoavin’ireo tantsaha ao Boeny fa mamerina ny tsiron’ny tany ny « agroécologie »
Mila aparitaka manerana an’i Madagasikara. Fitetezana ireo saha nampiharana ny « agroécologie » sy atrikasa niresahana ny antony mahatonga ny fahasimban’ny tany sy ny vahaolana amin’izany ary fandefasana ny horonantsary miaina mitondra ny lohateny hoe “Ny fambolena maharitra ho an’ny taranaka mifandimby” no natao nandritra ny “journées Agroécologiques” tao amin’ny faritra Boeny. Continuer la lecture