Nanavao ny tolotra internet ampiasaina ao an-trano mandeha Wifi ny Orange. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
HOMAMIADAN’NY THYROÏDE :Sitrana tanteraka i Ida Prisca, tovovavy 25 taona kanefa teo amin’ny dingana ratsy indrindra ny aretiny
Version Fançaise Version Anglais
Efa enin-taona no nisoko mangina tao anatin’i Rafiankinantsoa Hanitriniala Ida Prisca homamiadan’ny “thyroïde » saingy tsy nahafantatra izany izy raha tsy ny taona 2022. Nanomboka sempotra sy kendakenda ity tovovavy vao erotrerony ity, ny volana oktobra 2022. Continuer la lecture
CANCER AVANCE DE LA THYROÏDE : Une guérison miraculeuse pour Ida Prisca, une jeune femme de 25 ans
Version Malagasy Version Anglais
Rafiankinantsoa Ida Prisca, une jeune femme de 25 ans, raconte son combat contre le cancer de la thyroïde après une découverte tardive de la maladie en 2022. Malgré un diagnostic avancé, elle a bravé la maladie et reprend sa vie en mai.
Cela fait six ans que Rafiankinantsoa Hanitriniala Ida Prisca souffre du cancer de la thyroïde, mais elle ne l’a découvert qu’en 2022. Cette jeune fille de 25 ans a commencé à éprouver des difficultés respiratoires et de la fatigue en octobre 2022. Continuer la lecture
ADVANCED THYROID CANCER: A Miraculous Recovery for Ida Prisca, a 25-Year-Old Woman
Version Malagasy Version Fançaise
Rafiankinantsoa Ida Prisca, a 25-year-old woman, shares her journey of battling thyroid cancer after a late diagnosis in 2022. Despite the advanced stage of the disease, she courageously faced the challenge and resumed her life in May.
For six years, Rafiankinantsoa Hanitriniala Ida Prisca unknowingly suffered from thyroid cancer, only discovering it in 2022. The 25-year-old began experiencing breathing difficulties and fatigue in October 2022, at the age of 23. Her health deteriorated rapidly, with worsening breathing issues that led to her being rushed to the hospital. Continuer la lecture
HOMAMIADAN’NY VOZON’NY TRANON-JAZA : Tokony manao fitiliana ny vehivavy raha vao manomboka manao firaisana ara-nofo
Aretina mety mahazo ny vehivavy ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Continuer la lecture
FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA : Mitera-doza ho an’ny tanora raha tsy resahana
Esorina ny sakana amin’ny firesahan’ny ray aman-dreny ny fananahana amin’ny zanaka. Continuer la lecture
LES TÉLÉS JEYOO SONT EN PROMOTION CHEZ BAOLAI
Ce dixième mois de l’année, promet d’être joyeux avec les nouvelles offres dans le domaine de l’électroménager. A l’instar de société « Baolai » sise à Analakely, Soarano et Bazar Be Toamasina, fidèle à sa renommée, elle est toujours à la pointe de la technologie. Continuer la lecture
VEHIVAVY TANTSAHA: Mitaky amin’ny fitondram-panjakana hanamora ny fahazoana tany, hamatsy fitaovam-pamokarana sy hampitombo ny fotodrafitrasa mamaly ny filàn’ny mpamokatra
Ankalazaina isaky ny 15 oktobra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tantsaha (JIFR) . Nanao fanambarana ireo vehivavy tantsaha sy fikambanana samihafa avy amin’ny faritra valo eto Madagasikara (Analamanga, Itasy, Matsiatra Ambony, Vatovavy, Atsimo Atsinanana, Atsimo Andrefana, Menabe, Diana), nandritra ny fankalazana izany teny amin’ny kaominina Talatavolonondry. Haitaky ataon’ireo vevihavy tantsaha amin’ny fitondram-panjakana ny hametrahana politikam-pirenena mazava, mampandray anjara ny rehetra, iombonana ary mangarahara, momba ny tontolo ambanivohitra, amin’ny lafiny fampandrosoana ny eny amin’ny tontolo ambanivohitra, miompana bebe kokoa amin’ny vehivavy tantsaha. Mitaky ny fametrahana sehatra ifampiresahana sy iifanankalozan-kevitra eo amin’ny sehatra nasionaly sy/na isam-paritra, hampivondronana ireo mpisehatra rehetra manodidina ny vehivavy tantsaha malagasy ihany koa ireo vehivavy tantsaha. Ao anatin’ny fitakiana ataon’izy ireo ihany koa ny fanamorana ny fahazoan’izy ireo tany sy ny fiarovana ny zo fananantan’izy ireo, ny famatsiana fitaovam-pamokarana mifanaraka amin’ny filàn’ny ny tontolo ambanivohitra sy mifanaraka amin’ny toetanin’ny tsirairay, ny fametrahana politikam-piantohana sy fiahiana ara-tsosialy manokana ho azy ireo. Miantso ny fitondram-panjakana izy ireo mba hametraka sy hampitombo ny fotodrafitrasa maharitra, mamaly ny tena filàn’ny mpamokatra, indrindra ny vehivavy tantsaha, anisan’izany ny tohandrano sy tobin-drano ary hampahafantatra ny fomba famokarana mifanaraka sy mety eny amin’ny faritra tsirairay manoloana ny fiovan’ny toetrandro. Manaitra ny fitondram-panjakana eny ifotony ny vehivavy tantsaha mba hampiroborobo sy hanapariaka ary hanangana toeram-pivarotana manokana, toy ny tsena maitso, ho an’ny vokatra fambolena azo avy amin’ny fomba maharitra sady miaro ny tontolo iainana.
Tolona ho an’ny teknikam-pambolena maharitra
Anisany tolona ataon’ny fikambanan’ny vehivavy tantsaha eto Madagasikara (FARM) ny fametrahana politikam-pamokarana biolojika, natoraly. « Efa mampihatra ny famokarana agroécologie sy mivoy ary manentana ny olona tsy ampiasana ny zezika simika ny fikambanana. Efa mirona kokoa ny vehivavy tantsaha hitaky amin’ny fitondram-panjakana fa tokony ho jerena manokana izay politikam-pamokarana izay satria ry zareo tsy mbola mametraka an’izay famokarana biolojika fa mbola manome vahana ny famokarana simika. Aorina eto amintsika ny orinasa mamokatra zezika simika, etsy ankilany ny famokarana ara-boanjanahary. Anisany tolona iandraketanay ary takian’ny vehivavy tantsaha izay », hoy i Ravoniarisoa Hantanirina Lilia, Filoha nasionalin’ny FARM. « Vehivavy mpamokatra, fanoitra ho an’ny fampandrosoana » ny lohahevitra nentina nankalazana ny JIFR 2024 teto Analamanga. Ny fitaleavam-paritry ny fambolena sy fiompiana (DRAE) Analamanga sy ireo mpiara-miombon’antoka mpisehatra amin’ny famokarana eny amin’ny tontolo ambanivohitra no nikarakara izany teny Talatavolonondry. Entina ampahafantarana ny anjara asan’ny vehivavy amin’ny fampandrosoana ara-toekarena ny hetsika. Trano heva am-polony no nampiranty ireo tetikasa manampy ny vehivavy tantsaha, nampahafantatra ny teknikam-pambolena maharitra na » agroécologie ».
Nisy ihany koa ny fizarana fitaovana sy tohan ho an’ireo vevihavy tantsaha, toy ny fizarana fitaovana hanamaivanana ny asan’ny vehivavy tantsaha (borosikileta na borety hitaomana rano hanondrahana voly na hitaomana vary na zezika), fizarana zanakisoa sy sakafom-biby. Nandray anjara tamin’ny hetsika ny FARM ka varotra fampirantiana ireo vokatra vokarin’ny vehivavy mpikambana avy amin’ireo faritra 12 iasany eto Madagasikara no natao tamin’izany. Nozaraina tamin’io fotoana io ihany koa ny « presse à charbon » ho an’ny fikambanana FARM isaky faritra. Fitaovana hamokarana saribao ekolojika na saribao vita avy amin’ny fako izy ho fanampiana fidiram-bola ny mpikambana sy fandraisan’ anjaran’ny fikambanana amin’ny ady atao amin’ny fiovan’ny toetrandro.
Lynda A.
TSY FAHASALAMAN’NY SAINA : Tsy fantatry ny malagasy ny fisiany
Lavitry ny kitay ny afo raha ny fahasalaman’ny saina no resahina. 10 Oktobra ny andro manerantany ho an’ny fahasalaman’ny saina. Continuer la lecture
ANDRO IRAY TSY MISY FANDOTOANA : Nadio ny rivotra nanaovana ny hetsika
Rehefa volana oktobra, novambra, desambra dia maloto ny rivotra eto Antananarivo noho ny fandorana biriky, ny doro-tanety ary indrindra ny setroka avoakan’ny fiara, ny môto. Continuer la lecture


