Tondraka ny rano, potika ny voly. Tapaka ny lalana, mikatso ny fitaterana. Noho ny voka-dratsy nateraky ny rivo-doza “AVA”, manomboka sahady ny fiakaran’ny vidim-bary. Maro amin’ireo mpivaro-bary no efa mampiakatra ny vidim-bary na dia efa entana tahiry aza. Continuer la lecture
Auteur lynda
FILOHAMPIRENENA HERY RAJAONARIMAMPIANINA : 70 % sisa ny taham-pahantran’ny Malagasy
Tao anatin’ny efa-taona nitondrana an’i Madagasikara, nambaran’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy nandritra ny fifampiarahabana nahatratry ny taona 2018, teny Iavoloha fa nihena 18 % ny Malagasy miaina ao anatin’ny fahantrana. Nidina ho 70 izany raha 92 % teo aloha. Continuer la lecture
HALATRA TANY MANAN-TOMPO: Manjaka ny kolikoly eo amin’ny fikarakarana taratasy
Fomba fiady ahazoana tany manan-tompo an-tsokosoko ny fizaka-manana na “prescription acquisitive”. Vitaina ambony latabatra ny fidinana ifotony tokony hanaovana fitsirihana (constatation mise en valeur). Manan-kery amin’ny fitsarana izany na dia hosoka aza. Continuer la lecture
TSENA AN’IVATO : Atao manara-penitra
« Hatomboka amin’ny volana janoary ny tsenan’ny kaominina Ivato ». Nohamafisin’ny Praiministra nandritra ny fiarahana misakafo maraina mpanao gazety ny 28 desambra 2017, teny DLC Anosy, hatao manara-penitra io tsena io. Continuer la lecture
KAOMININA AMBANIVOHITRA MAHEREZA : Hisitraka famatsian-jiro.
Kaominina ambanivohitra mbola lavitry ny herinaratra i Mahereza, Distrikan’Ambohidratrimo. Miaina ao anatin’ny aizina ny mponina. Velom-panantenana izy ireo ankehitriny, hisitraka herinaratra avy amin’ny angovo azo havaozina. Noho ny fiarahamiasan’ny orinasa mpamokatra fitaovana ilaina amin’ny herinaratra Schneider Electric sy ny orinasa mpamatsy fitaovana mpamokatra herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro ML Stone, Continuer la lecture
ONG NY FANAHY MAHA OLONA : Miala amin’ny voka-dratsy ateraky ny lavanty.
Nankinin’ny fikambanana « Ny fanahy maha olona » amin’ny mpisolovava Willy RASOLONJATOVO ny raharaha momba ny fanaovana lavanty ny fanomezana avy any amin’ny Mpanjakan’i Dubaï. Ho fiarovana ny fikambanana amin’ny mety zava-doza hitranga no antony natrehan’ny fikambanana ny raharaha amin’ny Maitre Olala. Continuer la lecture
INDOSTRIA MALAGASY: “Tsy mena-mitaha amin’ireo firenena Afrikana hafa”.
Hankalaza ny andro natokana ho an’ny indostria manerana ny Afrika ny firenena Malagasy. Ho marihina mandritra ny telo andro izany. Orinasa vaventy manodina ny akora avy eto Madagasikara miisa 50 hampiranty ny vokatra vokariny ny alatsinainy 20 ka hatramin’ny alarobia 22 novambra 2017, eny amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely. Continuer la lecture
CLUB RIVOTRA: Nanolotra seza roa natokana ho an’ny olona tra-pahasembanana.
Tovolahy iray tsy afaka mandeha, monina eny Ambohitrarahaba notoloran’ny ny fikambanan’ny mpihaino ny fandaharana “rivotra” ao amin’ny onjam-peo RDJ seza natokana ho an’ny olona tra-pahasembanana. Manodidina ny iray tapitrisa Ariary ny vidin’ity seza ity raha eny an-tsena. Continuer la lecture
TOETRY NY ANDRO: Handrahona mety arahina erika ny ilany atsinanan’ny afovoan-tany.
Handrafitra ny toetry ny andro mandritra ny herinandro ny Alizay malefaka na antonony tsy marin-toerana. Ho mafy ny fitsokan’ny rivotra saika manerana ny Nosy. Continuer la lecture
UNESCO : 20 journalistes bénéficient une formation sur le journalisme d’investigation.
La deuxième session de formation sur le journalisme d’investigation dotée par l’UNESCO commence ce jour. Après cette formation, les vingt journalistes bénéficiaires auront une capacité de faire une investigation sur des sujets au choix mais se référant au thème nommé « corruption ». Continuer la lecture


