Archives mensuelles avril 2016


LYCEE AMBOHITRIMANJAKA : Un petit coup de pouce Délire Madagascar


Delire Lyc_e Ambotri1

Le portail principal du lycée d’Ambohitrimanjaka

 

Le Lycée Ambohitrimanjaka a bénéficié d’une intervention du Rédacteur en chef du journal en ligne Délire Madagascar dans le domaine du tourisme et de l’environnement. Pour deux heures de cours, Patrick Rakotovelo et Benjamina Rantoanina respectivement prof de Mathématiques et de Sciences de la Vie et de la Terre ont libéré les élèves des classes TD1, TD2 et PD1 pour se confondre dans une même salle d’étude pour une mini-conférence. Continuer la lecture


Golden center : Nampiasa taratasy hosoka, hoy ny CUA


Tonga nihaona tamin’ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo androany ny tompon’andraikitra iray avy ao amin’ny Golden Center, izay tranombarotra nakatona tetsy Behoririka.

Anisan’ny notakian’ny fiadidian’ ny tanànan’Antananarivo-Renivohitra ny tokony hanaovana fiantohana na « Assurance » mifandraika amin’ny foto-drafitrasa sy ny momba ny fahamaizana. Tsy izany anefa ny taratasin’antoka nomeny fa fiantohana momba ny afo sy ny halatra (Assurance contre incendie et vol). Tsapan’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra anefa, ary mba hialàna amin’ny fanomezan-tsiny ireo tompon’andraikitra, fa sady hosoka ny taratasy fanamariham-piantohana (Attestation d’Assurance) no tsy mamaly izay nangatahina taminy ny tompon’ny  Golden Center.

Manazava ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo, Jean Gabriel HARISON :


Tranombarotra eo Behoririka: « Akatona rehefa tsy manana « permis de construire »


Niroso tamin’ny fanakatonana na ny « scellage »ny tranom-barotra iray lehibe teny Soarano na ny « globe » ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra androany faha 14 Marsa 2016 tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany maraina, tamin’ny alalan’ny Arrêté Municipale N°164-CUA/CAB.16 portant fermeture de l’établissement GLOBE pour non-conformité aux plans autorisés sise à Soarano Antananarivo appartenant à Sieur CAI GUO WEI.

Continuer la lecture


GTV TSIMIHATSAKA AMBONIN’AMPAMARINANA : Célébration du 40ème anniversaire


 

Mine de rien, le Gazety Tsimihatsaka Vaovao (GTV) célèbre déjà ses 40 bougies ! Il s’agit d’un journal papier de format magazine contenant des articles journalistiques divers, et non journalistiques relatifs aux activités de ce temple qui fait partie des memorial churches édifiées par la LMS (London Missionnary Society) en la mémoire des martyrs persécutés sous le règne de la reine Ranavalona I. Tsimihatsaka est le nom même du sinistre lieu au bord du gouffre où les martyrs chrétiens ont été précipités.

Continuer la lecture


LAINGA AMIN’NY FOMBA OFISIALY !


Taorian’ny fanambarana ny didim-panjakana amin’ny fametraham-pialan’ny praiminisitra sy ny faneken’ny filohan’ny repoblika izany dia nanambara ny praiminisitra Jean RAVELONARIVO fa tsy mbola nanao sonia izany fametraham-pialany izany izy. Nandainga amin’ny fomba ofisialy ve izany ny eny amin’ny fiadidiana ny repobilika ? Continuer la lecture