Mitaraina mafy ny tantsaha mpamboly sy ireo mpivarotra anana eny amin’ny tsenan’ny Namontana. “Nanomboka tamin’ny nisian’ny hetsika tarihin’ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovàna, eny amin’ny 13 mey , zara raha mahalafo gonin’anana izahay”, hoy ny mpivarotra anana irao ao Namontana. Continuer la lecture
Auteur lynda
ZANANDRANAVALONA : Efa tapaka ny daty iraisana amin’ny taom-baovao Malagasy
Ny 14, 15, 16 jona 2018 no hankalaza ny Alahamady na ny taom-baovao Malagasy ny fikambanan’ny Zanandranavalona. Andro alakamisy ny 14 jona 2018 ka ny 15 jona 2018 vao tena hanomboka ny fankalazana. Continuer la lecture
FANISAM-BAHOAKA SY TOERAM-PONENANA: Ahafantarana ny filan’ny mponina
Iray dolara isaky ny olona ny teti-bola ampiasaina amin’ny fanisana ankapobeny ny mponina sy ny toeram-ponenana. 45.000 olona no nahazo fiofanana manokana hanao ny fanisana ny olona isan-tokantrano. Continuer la lecture
MAMAFI: “Aza atao sorona ny fianaran’ny mpianatra”
Mitaraina ny ray aman-drenin’ny mpianatra eny amin’ny sekolim-panjakana toy ny eny amin’ny EPP Tsaramasay amin’ny tsy fianaran’ny zanak’izy ireo. Continuer la lecture
ZEZIKA BIOLOJIKA GUANOMAD: Miantoka ny fahavitan-tena ara-tsakafo
Mampiakatra ny tahan’ny vokatra avy amin’ny fambolena ny fampiasana zezika biolojika. Ho an’ny firenena lehibe tahaka an’i Chine, 200 kilao isaky ny hektara ny zezika ampiasain’ny tantsaha. Continuer la lecture
FESTIVAL MÈRE ET ENFANT: Hampiavaka azy ny fifaninanana ho an’ny reny sy ny ankizy
Ao anatin’ny hetsika “festival mère et enfant” andiany faharoa, ny 28 ka hatramin’ny 30 jona 2018, mikarakara fifaninanana sokajy roa ny Company Mahasoa. Continuer la lecture
FIANTOHANA ARA-PAHASALAMANA “MAHAVELONA” : Laharam-pamehana ny tantsaha mpamokatra
Tantsaha mpamokatra lavanila sy ny ankohonany, ao amin’ny faritra SAVA, manodidina ny 50.000 hahazo fiantohana ara-pahasalamana maimaim-poana. Continuer la lecture
VONDRONA EROPEANINA : Namokatra ny fiarahamiasa tamin’i Madagasikara
Hetsika maro no hanamarihana ny faha- 60 taonan’ny fiarahamiasan’ny vondrona eropeanina amin’ny firenena Malagasy. Continuer la lecture
Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety: Mampita ny hafatry ny rainy i Francine Ranaivo
Fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny 03 may. Amin’ity androany ity, miarahaba ny mpanao gazety Malagasy rehetra ny fikambanana AIFM (Alliance Internationale des Femmes de France et Madagascar). Continuer la lecture
Sendikan’ny mpiasan’ny fadintseranana: Manambana ny hitokona
Manohana ny hetsika tarihin’ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny sendikan’ny mpiasan’ny fadintseranana (SEMPIDOU). Continuer la lecture


