Le Conseil du Fampihavanana Malagasy CFM est en deuil. Le Professeur ANDRIANASOLO Roger, membre de cet organe d’Institution est décédé à Paris mardi 25 janvier Continuer la lecture
Catégorie politique
Fitondram-panjakana : Ny fitokana ny zava-bita no mahamendy
Mifantoka amin’ny fitokanana ireo zava-bita manerana ny Nosy ny vaindohan’draharahan’ny mpitondra fanjakana amin’izao fotoana izao. Efa saika ho isan-kerinandro ihany koa ny fametrahana ireo olona Continuer la lecture
NECROLOGIE : Rabearimanana Gabriel s’est éteint
Rabearimanana Gabriel, Maître de Conférences, Géopoliticien, Enseignant-Chercheur à l’Université d’Antananarivo s’est éteint cet après-midi. Rabearimanana Gabriel a été depuis longtemps éducateur et formateur de cadres Continuer la lecture
UNDD: Miantso ny hery velona rehetra hiara-hientana hampijoro Repoblika vaovao
Tsy vahaolana ny fanonganam-panjakana. « Raha jerena aminy fomba tsotsotra dia fifanandrinana politika misy amina vondron’olona roa, ny mpitondra sy ireo mamaritra ny tenany ho mpanohitra Continuer la lecture
ANTOKO MFM: Miantso ny Prezidà Rajoelina hanangana governemanta manana fahefana feno
Tsy fiaraha-mitantana. Taorian’ny filan-kevitry ny Foibe MFM dia namoaka fehin-kevitra momba ny raharaha anatin’ny antoko sy ny raharaham-pirenena ireo mpizaika avy amin’ny faritra 22 eto Continuer la lecture
FITORIANA NY BEN’NY TANANAN’ALASORA : Indroa niala maina ireo mpitory
Nohamafisin’ny teo anivon’ny fitsarana tampony ny didy navoakan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana . Tsy afa-po tamin’ny didy navoakan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny Continuer la lecture
CNFM: “Hampiaro ny miralenta eo amin’ny fitantanana ny firenena”
Ho fampiharana ny miralenta. Mitondra tolo-kevitra mankany any amin’ireo fahefana mpanapa-kevitra ny CNFM (Conseil National des Femmes de Madagascar) mba hitsinjovana ny vehivavy indrindra aorian’izao Continuer la lecture
CENI : Mandeha ny mandeha
Miroso mankany amin’ ny fifidianana loholona vaovao. Tsy misakana ny sarety tsy ho any Sabotsy ny horakoraka. Fifidianana ataon’ny olom-boafidy izy ity. Continuer la lecture
VOIN-KAVA MAHATRATRA: Manao antso avo Fetison Rakoto Andrianirina
Miharihary ohatra ny kary am-pamoloana fa hanampy trotraka ny fahavoazana efa misy eto Madagasikara ny fisian’ity tsimokaretina Covid-19 ity. Continuer la lecture
VONDRONA PARLEMANTERA IRD SY GPR : « Efa miasa sy manan-kery ireo didy hitsivolana sivy… »
Miteraka fahasosorana eo amin’ny solombavambahoaka mpanohana ny fitondrana ny tsy fandanian’ny antenimierandoholona ireo lalàna vitsivitsy nolaviny. Continuer la lecture