Fiofanana maimaimpoana. Miara-miasa amin’ny Oniversite Fianarantsoa ny Orange Digital Center (ODC) Madagascar mba ahafahan’ny rehetra mikirakira ny nomerika sy misitraka tombontsoa avy amin’izany. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
ADY TANY : Rahoviana vao tsy hisy intsony ? Sa mbola hiampy 60 taona manaraka indray vao hisy vahaolana?
Tsy hanavahana saranga, antokom-pinoana ny ady tany mahazo ny malagasy. Continuer la lecture
TARIKA KIAKA : Hiaka-tsehatra ao Antsahamanitra ny 11 Jona 2023 manomboka amin’ny 02 ora sy sasany
37 taona nihirana ny tarika Kiaka. Continuer la lecture
STARTIMES – KITS SOLAIRES S35: Mitsinjo ireo tokantrano tsy manana herinaratra any ambanivohitra sy an-drenivohitra
Raha televiziona nomerika no nahafantarana ny Startimes hatramin’izay dia misehatra amin’ny famatsiana «angovo madio» ihany koa ny orinasa ankehitriny. Continuer la lecture
BANKY SIPEM : Afaka misintona vola ao amin’ny kaonty banky na mandrotsaka vola amin’ny alalan’ny Orange Money ny mpanjifa
Manamora ny fikirakirana vola eny amin’ny banky ny fampifandraisana ny kaonty amin’ny alalan’ny « mobile banking » na antsoina hoe : Bank to Wallet . Continuer la lecture
LYCEE RAOMBANA D’ANOSIAVARATRA : Airtel Madagascar a remis un don de matériel informatique
Renforcement de capacité dans le domaine du numérique. Acteur engagé en faveur du secteur de l’éducation, une délégation d’Airtel Madagascar, conduite par le directeur général, Eddy Kapuku s’était rendue à Anosiavaratra, le 19 Avril 2023, pour remettre des ordinateurs connectés au réseau Airtel. Continuer la lecture
BAOLAI: Ouverture exceptionnelle ce 01 mai 2023
Le cinquième mois de cette année promet d’ être joyeux avec les diverses innovations en matière de high tech que l’ on trouve un peu partout dans le monde. Continuer la lecture
MANABOOST: Tranokala mampiseho ireo antontan-kevitra, voka-pikarohana, horonantsary momba ny fampiharana ny Agroécologie eto Madagasikara
Efa betsaka ny mpisehatra sy tetikasa manaparitaka ny fomba fambolena maharitra na «agroécologie» eto Madagasikara noho io teknikam-pambelana miaro ny tontolo iainana, mampiasa ny zava-misy eo an-toerana, miala amin’ny fampiasana akora simika kanefa ahazoana taham-pamokarana ambony. Continuer la lecture
POESAM 2023: Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo Malagasy manana tetikasa misy fiantraikany amin’ny lafiny sosialy
Fifaninanana hanomezana tohana ara-bola ho an’ireo tetikasa mitondra ainga vao miompana amin’ny teknolojia vaovao sy fifandraisan-davitra ary misy fiantraikany mivantana amin’ny ara-tsosialy eto Afrika sy Moyen-Orient ny « Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient » na POESAM. Nanomboka ny taona 2011 ny fifaninanana. Continuer la lecture
RIO TINTO QMM SY FMFP : Manolotra fiofanana momba ireo asa mbola vitsy kanefa betsaka ny orinasa mitady
Natao ho an’ireo tanora sy mpiasa ao amin’ny faritra Anosy. Hitondra fampiroboroboana ny fampananan’asa sy ny fampiofanana arak’asa ary fampandrosoana ara-toekarena sy sosialy ao amin’ny faritra Anosy ny fandaharan’asa iarahan’ny Rio Tinto QMM sy ny Tahirim-bola ho an’ny fampiofanana arak’asa (FMFP). Continuer la lecture


