Sekoly miisa 100 miparitaka amina firenena afrikana 10 no nandray anjara tamin’ny WikiChallenge 2023. Sekoly telo (03) tamin’ireo no voasafidy hahazo ny loka goavana. Ao anatin’izany i Madagasikara tamin’ny alalan’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra (EPP) Behenjy, ny  sekoly Oued Chiaf ao Maroc ary ny sekoly ambaratonga fototra  Ras El Oued Smar Tataouine ao Tunisie. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
AIRTEL MADAGASCAR – 10.000 CODEURS: Tanora malagasy miisa 10.000 hahazo fiofanana maimaimpoana momba ny asa manodidina ny nomerika
Hampihena ny isan’ny tsy an’asa. Betsaka ny orinasa no mitady mpiasa mahafehy ny tontolon’ny nomerika  saingy mbola vitsy no afaka hanao izany raha ny eto Afrika, ao anatiny i Madagasikara. Continuer la lecture
GTAE – GSDM : Le guide pour l’évaluation de l’agroécologie est présenté à Madagascar
Solution pour la dégradation du sol. « La seule façon de reconstituer la fertilité du sol et le milieu c’est à travers des pratiques agroécologiques », affirme Laurent Levard, Agroéconomiste au siège du Gret à Paris, lors de l’atelier de présentation du Guide pour évaluation de l’Agroécologie aux éditions du GRET et QUAE en Févier 2023. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGSCAR: Iharan’ny fihenambidy ireo entana atao fanomezana ho an’i Neny
Mbola mitohy androany sabotsy 03 jona ary hifarana rahampitso alahady 4 jona ny Grande Braderie de Madagascar. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS : Tanora marobe manodidina ny seranam-piaramanidina Antananarivo no afaka hanohy ny fianarany eny amin’ny oniversite
Miara-miasa amin’ny fandaharan’asa SESAME ny Ravinala Airports ho fanamafisana ny fandraisana andraikitra ara-tsosialy (RSE) sy fampiroboroboana ny sehatry ny fanabeazana. Continuer la lecture
TETIKASA F4F: Mikendry ny fanatsarana ny tontolo iainana
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny 26 may 2023 tao Antsiranana ny seraseran’ny tetikasa Forests 4Futur (F4F). Continuer la lecture
FETIN’NY RENY: Hanomboka ny 1 jona ka hatramin’ny 4 jona ny Grande Braderie de Madagascar
Iharan’ny fihenambidy manomboka amin’ny 15 % ireo entana amidy mandritra ny Grande Braderie de Madagascar (GBM) ho fitsinjovana isan-tokatrano noho ny fiakaran’ny vidim-piainana. Continuer la lecture
RIO TINTO QMM : Nampitomboina ny vola ampiasaina ho fitantanana ny rano
Famatsiam-bola mitentina 13 tapitrisa dolara fanampiny no natolotry ny orinasa Rio Tinto QMM ho fanatsarana tsy an-kiato ny tetikasa fitantanana ny rano ampiasain’ny orinasa ao amin’ny toeram-pitrandrahana. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Miantso ny mpisehatra afrikanina hampiasa vola amin’ny fampiofanana momba ny nomerika
Mampitombo ny fampananan’asa sy manatsara ny kalitaon’ny fampianarana.  Notanterahina ny 19 Mey 2023 teny amin’ny Novotel Alarobia ny  fihaonambe ho an’ny fampiasana ny nomerika eto Afrika na « Assises de la Transformation Digitale en Afrique – ATDA ». Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Eo akaikin’ny mpanoratra Malagasy ho fampiroboroboana ny literatiora sy ny vaky boky
Teto Madagasikara no natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny loka goavana azon’i Rakotoson Michèle tamin’ny fifaninanana « Prix Orange du Livre en Afrique » na POLA. Continuer la lecture


