Airtel Madagascar, l’un des principaux fournisseurs de services de télécommunications et d’argent mobile, appelle les fans de musique à soutenir les stars nationales en herbe qui participent actuellement à The Voice Africa, la vitrine télévisée des meilleurs talents vocaux d’Afrique. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FETIM-PIRENENA MALAGASY: Ankizy 2.000 nahazo kilalao, sakafo ary boky avy amin’ny Orange Madagascar
Nanokana hetsika iray antsoina hoe “andro natokana ho an’ny firaisan-kina” ny Orange Madagascar sy ny Orange Solidarité Madagascar ho fanamarihana ny iray volan’ny ankizy sy ny fankalazana ny fetim-pirenena malagasy. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS: Nankalaza ny fetim-pirenena niaraka tamin’ny vahoaka Malagasy
Tsy foto-drafitr’asa fotsiny irery ihany ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato fa vavahadin’ i Madagasikara ahitan’ireo mpitsidika avy ivelany na Malagasy mahita ny hatsaran’ny kolotsainan’ny Nosy ihany koa. Continuer la lecture
L’HISTOIRE DU REVEIL SPIRITUEL A MADAGASCAR : Le cas de Soatanana
A la demande du Sakaizan’ny Fiangonana Protestanta Malagasy any Andafy (S-FPMA), une conférence a été organisée le Dimanche 18 Juin dans l’après-midi. Continuer la lecture
COMESA MEDIA AWARDS 2022: Mpanao gazety avy eto Madagasikara ny iray tamin’ireo 4 mianadahy nahazo loka
Nandritra ny fihaonana an-tampon’ny COMESA andiany faha-22, ny 8 jona 2023 tany Lusaka (Zambie) no nanolorana ny lokan’ireo mpanao gazety mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana COMESA MEDIA AWARD 2022. Continuer la lecture
LUTTE CONTRE LA POLLUTION PLASTIQUE : Airtel Madagascar soutient les efforts du gouvernement malgache
Des stratégies pour le développement durable. Continuer la lecture
FORMATION GRATUITE: AXIAN ouvre une nouvelle école de code à Madagascar en partenariat avec 42
Le groupe panafricain AXIAN, spécialisé dans les infrastructures et services a conclu un partenariat avec la prestigieuse école 42, ce vendredi 2 juin 2023. Continuer la lecture
WIKICHALLENGE 2023: EPP Behenjy, ao anatin’ireo sekoly 3 eto Afrika nahazo ny loka iraisampirenena
Sekoly miisa 100 miparitaka amina firenena afrikana 10 no nandray anjara tamin’ny WikiChallenge 2023. Sekoly telo (03) tamin’ireo no voasafidy hahazo ny loka goavana. Ao anatin’izany i Madagasikara tamin’ny alalan’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra (EPP) Behenjy, ny sekoly Oued Chiaf ao Maroc ary ny sekoly ambaratonga fototra Ras El Oued Smar Tataouine ao Tunisie. Continuer la lecture
AIRTEL MADAGASCAR – 10.000 CODEURS: Tanora malagasy miisa 10.000 hahazo fiofanana maimaimpoana momba ny asa manodidina ny nomerika
Hampihena ny isan’ny tsy an’asa. Betsaka ny orinasa no mitady mpiasa mahafehy ny tontolon’ny nomerika saingy mbola vitsy no afaka hanao izany raha ny eto Afrika, ao anatiny i Madagasikara. Continuer la lecture
GTAE – GSDM : Le guide pour l’évaluation de l’agroécologie est présenté à Madagascar
Solution pour la dégradation du sol. « La seule façon de reconstituer la fertilité du sol et le milieu c’est à travers des pratiques agroécologiques », affirme Laurent Levard, Agroéconomiste au siège du Gret à Paris, lors de l’atelier de présentation du Guide pour évaluation de l’Agroécologie aux éditions du GRET et QUAE en Févier 2023. Continuer la lecture


