Catégorie Socio-eco



WIKICHALLENGE 2023: EPP Behenjy, ao anatin’ireo sekoly 3 eto Afrika nahazo ny loka iraisampirenena


Sekoly miisa 100 miparitaka amina firenena afrikana 10 no nandray anjara tamin’ny WikiChallenge 2023. Sekoly telo (03) tamin’ireo no voasafidy hahazo ny loka goavana. Ao anatin’izany i Madagasikara tamin’ny alalan’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra (EPP) Behenjy, ny  sekoly Oued Chiaf ao Maroc ary ny sekoly ambaratonga fototra  Ras El Oued Smar Tataouine ao Tunisie. Continuer la lecture