Tetikasa mipaka mivantana amin’ny fiarahamonina. Niantso ireo fikambanana ao amin’ireo kaominina efatra (04) manodidina ny seranampiaramanidina Antananarivo (Ivato, Talatamaty, Anosiala, Ambatolampy Tsimahafotsy) manana tetikasa ara-tsosialy ny Ravinala Airports. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MOTOCROSS OF AFRICAN NATIONS (MXOAN): Airtel Money apporte son soutien à la délégation malgache
Aider les jeunes à vivre pleinement leur rêve. Huit (08) pilotes talentueux de 10 à 18 ans défendront les couleurs de Madagascar au Motocross of African Nations (MXoAN). Continuer la lecture
FIER MADA ANDIANY FAHA-24 : Sehatra goavana ho an’ny vokatry ny tantsaha
Mandoha hetra avokoa ireo mpandray anjara. Continuer la lecture
SENDIKAN’NY MPAMPIASA SY MPIASA MPANDOA LATSAKEMBOKA:Tsy mitombona ny fitokonan’ireo mpiasan’ny CNAPS
Mitaky ny fisokafan’ny biraon’ny CNAPS tsy misy fepetra ny sendikan’ny mpampiasa sy mpiasa mpandoa latsakemboka. Continuer la lecture
TANORA SY VEHIVAVY : Miompana amin’ny tontolon’ny nomerika, fahasalamana sy ady amin’ny herisetra ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange sy UNFPA
Fanairana ny sehatra tsy miankina. « Vehivavy sy zazavavy mahaleo tena amin’ny alalan’ny fikirakirana ny nomerika » no lohahevitra nampitondraina ny andro iraisampirenena ho an’ny vehivavy afrikanina (JIFA) 2023. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ DE MADAGASCAR: Vita ny fanarenana ireo sekoly ravan’ny rivondoza Batsirai ao amin’ny distrikan’ny Manakara sy Mananjary
Fotodrafitr’asa mendrika ho an’ny fanabeazana. Sekoly miisa 10 ao amin’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany no nohavaozina noho ny fifanomezan-tanana nataon’ny Orange Madagascar, tamin’ny alalan’ny Orange Solidarité de Madagascar. Continuer la lecture
COMESA: L’Arabie saoudite contribue à hauteur de 2 millions USD à la construction d’un nouveau siège
Le gouvernement de l’Arabie saoudite a fait don d’une somme de 2 millions de dollars pour la construction d’un nouveau siège du COMESA à Lusaka (Zambie), ce lundi 24 juillet 2023. Continuer la lecture
ACCES À L’ÉLECTRICITÉ EN ZONE RURALE: Le 55e mini-réseau solaire de Welight installé à Antsenavolo Mananjary
Une électricité de qualité aux zones isolées. WeLight vient d’inaugurer, ce 22 juillet 2023, son 55e mini-réseau solaire à Antsenavolo Mananjary, en présence du Ministre de l’énergie Solo Andriamanampisoa. Continuer la lecture
LALAO AHAZOANA FIARA: Lasan’i Ratompoarisoa Antoinette ny fiara vaovao tamin’ny Tombola Tafabe Orange
Anisany lalao nokarakarain’ny Orange ho fanamarihana ny faha-20 taona nisiany teto Madagasikara ny Tombola Tafabe Orange. Continuer la lecture
FIKAROHANA MOMBA NY HAIKANTO: Mpianatra malagasy no nahazo ny vatsi-pikarohana Yavarhoussen
Lasan’ny mpianatra malagasy indray ny vatsi-pikarohana Yavarhoussen andiany fahatelo. Continuer la lecture


