Lasan’ny Moli Company ny loka voalohany. Nampahafantarina ny 27 septambra 2023 ireo telo voalohany tamin’ny POESAM andiany faha-13 ( le Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient) tamin’ity taona 2023. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
VILLAGE ORANGE ANTSAHAFILO : Famatsiam-bola 100 isan-jaton’ny « Orange Solidarité Madagascar »
« Village Orange » faha 29 ny ao amin’ny kaominina Antsahafilo, Distrikan’Ambohidratrimo, Faritra Analamanga. Continuer la lecture
FONDATION ORANGE : Mikendry ny fampivoarana ny ankizy, tanora ary ny vehivavy
Natao ny 25 septambra 2023 teny amin’ny tour Redland Ankorondrano ny andiany voalohany ny « Village Solidarité ». Continuer la lecture
HETSIKA FOTSY : Fanairana ataon’ny olom-pirenena tsy manaiky ny tsy rariny sy ny tsy ara-dalàna
Hetsika fanehoana hevitra sy hilazana ny tsy fifaliana. Continuer la lecture
OMBY BEVOHOKA: Efa azo fantarina amin’ny alalan’ny « échographie »
Mivoatra ny teknolojia. Afaka atao « échographie » ny ombivavy ahafantarana fa mitondra vohoka. Continuer la lecture
FIA ANDIANY FAHADIMY: Mizara traikefa momba ny teknikam-pambolena « agroécologie » sy fambolena biolojika ny GSDM sy SYMABIO
Miaro tontolo iainana, mitombo ny vokatra, mihena ny fampiasana akora simika, manatsara ny tsiron’ny tany. Anisan’ireo tombontsoa amin’ny fampiharana « agroécologie » ireo. Continuer la lecture
FOARA IRAISAMPIRENENA HO AN’NY FAMBOLENA (FIA): Fampirantiana ireo vokatra tsara kalitao, fampihaonana ny tantsaha sy mpandraharaha
Mampiavaka ny Foara iraisampirenena ho an’ny fambolena, fiompiana ary jono (FIA) ny fampahahafantarana ireo seha-pihariana mbola misokatra eto Madagasikara sy any ivelany ho an’ireo sehatra telo ireo. Continuer la lecture
COLLECTIF DES ADMINISTRATEURS CIVILS : Nanolotra tolo-kevitra manoloana ny savorovoro politika
Lalim-paka loatra ny tsy fahatokisana intsony ireo rafitra mpikarakara isan-karazany. Continuer la lecture
AMBATOASANA SOAVINANDRIANA: Nahazo fotodrafitr’asa vaovao momba ny fahasalamana, fanabeazana, rano fisotro madio
Voasafidy ho isan’ireo kaominina hisitraka ny fandaharan’asa « Village Orange » i Ambatoasana Afovoany ao amin’ny distrikan’i Soavinandriana, faritra Itasy. Continuer la lecture
FOARA VOATSE: Hitondra fanatsarana ny fiainan’ny mponina any Androy ny Airtel
Manana ny tanjaka ara-toekarena ny faritra Androy saingy saron’ny resaka kere. Continuer la lecture


