Catégorie Socio-eco



ORANGE SUMMER CHALLENGE 2023: Nandrombaka ny loka voalohany ny tetikasa manampy ny olona jamba hampiasa ny fitaovana ao an-tokantrano


Fandaharan’asa hanomezana fiofanana, mandritra ny telovolana, ho an’ireo mpianatra misehatra amin’ny fikirakirana ny teknolojia (développement web et mobile, UX/UI design, ingénieur électronique, design industriel, intelligence artificielle, communication, marketing, finance, …) mba ahafahana mamorona tetikasa misy fiantraikany mivantana amin’ny fiarahamonina ny Orange Summer Challenge. Continuer la lecture


GSDM : Sekolim-panjakana miisa 4 ao amin’ny faritra Itasy mampianatra momba ny « agroécologie » na fambolena maharitra


Sekolim-panjakana ambaratonga voalohany (CEG) miisa efata (04) ao Miarinarivo, faritra Itasy no hampianarana ireo karazana teknika ampiasaina amin’ny “agroécologie” na fambolena maharitra, toy ny fanamboarana zezika kompôsta, ranon-jezika, voly rakotra na fampiasana zava-maitso mamerina na manatsara ny tsiron’ny tany, ny fampivadiamboly, fifandimbiasam-boly sy ny maro hafa. Continuer la lecture


JÔKÔSÔ –FESTIVAL DU RIRE 2023 : Mpanao hatsikana 32 hampihomehy mandritra ny 4 andro sy hizara traikefa ho an’ireo tanora tia manao hatsikana


Marobe ny vokatsoa avy amin’ny fihomezana raha amin’ny lafiny fahasalamana. Mampitombo ny hery fiarovana, manatsara ny fahasalamana, mampihena raritsaina, manatsara ny fahasalaman’ny  fo sy ny hozatra ary ny fitaovam-pisefoana fa indrindra miady amin’ny fanaintainana ny hehy, raha fikarohana nataon’ireo manam-pahaizana avy ivelany. Continuer la lecture