Hitondra vokatsoa ho an’ny mpanao asa tanana malagasy. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FARITRA ANÔSY: Fivahinianana voalohany ny NONCE APOSTOLIKA
Ity no fivahinianana voalohany nataon’ny solotenan’ny Papa Ray masina eto Madagasikara, NONCE APOSTOLIKA Son Excellence Mgr Thomasz GRYSA. Continuer la lecture
ÉTUDES SUPÉRIEURES : L’EMIT prépare la célébration de son 25ème anniversaire avec son fidèle partenaire Airtel Madagascar
L’École de Management et d’Innovation Technologique (EMIT) célèbre son 25ème anniversaire avec un élan exceptionnel en collaborant étroitement avec l’équipe d’Airtel. Continuer la lecture
APPLICATION ORANGE MONEY AFRIQUE: Afaka manana kaonty Orange money ny mpanjifa na inona na inona ny tambazotram-pifandraisana ampiasainy
Tolotra vaovao roa. Tsy ireo mpanjifa manana nomerao Orange ihany no afaka manokatra kaonty Orange money fa na manana nomerao amin’ny tambazotram-pifandraisan-davitra hafa aza dia afaka manao izany ankehitriny. Continuer la lecture
FIFANINANANA IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY « CODING”: Noresen’ny mpianatra Malagasy tamin’ny isa lavitra be (4.799) ny mpianatra avy any Jordanie (534)
Mahay ny mpianatra eny amin’ny oniversitem-panjakana. Mpandresy tamin’ny fifaninanana “Orange Digital Center Champions” i Madagasikara. Continuer la lecture
ORANGE DIGITAL CENTER CHAMPIONS : Madagasikara no nandrombaka ny laharana voalohany
Tontosa ny 11 Janoary 2024 ny lalao famaranana tamin’ny Orange Digital Center Champions. Continuer la lecture
HAKANTO CONTEMPORARY: Mampiranty ny sangan’asan’ireo mpanankanto tanora miresaka momba ny tany ankehitriny
Mampiseho ireo olana sy vahaolana momba ny tany. Fampirantiana miisa roa (2): “Sedran’ny tany” sy “Ilay tany vaovao” no nanombohan’ny Hakanto Contemporary ny taona 2024. Continuer la lecture
FETIN’NY NOELY: Teo anilan’ireo zaza marary any amin’ny hopitaly ireo mpiasa mpilatsaka an-tsitrapo ao amin’ny Orange Madagascar
Nizara hafaliana ho an’ireo zaza marary manerana an’i Madagasikara ny fikambanana Orange Solidarité Madagascar. Continuer la lecture
UNIVERSITE POLYTECHNIQUE D’AVARANDRANO – MASCA: Efa vonona hiatrika ny sehatry ny asa sy hamorona asa ireo mpianatra mivoaka
“Mianatra mba hamorona”. Io no teny filamatry ny Université Polytechnique d’Avaradrano (UPA). Continuer la lecture
STARTIMES: La cinquième saison de la série de micro-documentaire « 365 Rêves chinois » comportant 100 épisodes, débutera en Afrique.
La cinquième saison de 100 épisodes du micro-documentaire « 365 Rêves chinois » créé par le Bureau d’information du gouvernement populaire de la municipalité de Beijing, débutera en Afrique sur les plateformes de télévision numérique et sur le site Internet Startimes à partir du 20 décembre. Continuer la lecture


