Nanao antso fanairana ny Filoham-panjakana, indrindra ny fitsarana ny fikambanan’ny mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana eto Madagasikara (Associations des Journalistes Environnementaux na AJE) manoloana ny famoahana gadra politika. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
TAFO MIHAAVO – FANONGA FOKONOLONA: Manentana ny andrimasom-pokonolona sy ny manampahefana hanaramaso ny harem-pirenena sy ny fananana iombonana
« Raha mandinika tsara ianareo rehefa misy krizy dia mirongatra be ny fanondranana antsokosoko ny harem-pirenena. Continuer la lecture
RAHARAHAM-PIRENENA : Nangina ny ankamaroan’ireo teknisianina sy manampahaizana nandritra ny fitondrana Rajoelina
Nandritra ny fitondrana Rajoelina dia maro ireo teknisianina sy manampahaizana no nisafidy ny hangina, na dia nahita sy nahatsapa ny tsy rariny aza teo amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana. Continuer la lecture
STARTIMES: Mandeha manomboka ny 16 oktobra 2025 ny « Gangs of Manila », tantara mitohy filipiana nadika amin’ny teny malagasy
Anisany be mpanaraka amin’ny Startimes ny tantara mitohy amin’ny teny vahiny voadika amin’ny teny malagasy. Handeha manomboka ny alakamisy 16 oktobra 2025, ao amin’ny chaîne GASYSTAR ny « Gangs of Manila », « série » filipiana nadika amin’ny teny gasy. Mpandray anjara fototra amin’ity tantara mitohy ity i Coco Martin. Nampalaza azy ny anarana Cardo tamin’ny série Brothers. Tangol kosa ny anarany amin’ity horonantsary vaovao ity. Ao anatin’ny tontolon’ny “gangs” na andian-jiolahy ny anjara asa lalaoviny.
Ankoatra izany, handeha ao amin’ny UPTV ny tantara mitohy « Ma Vie Merveilleuse », vokatra « turque » mampifangaro ny tantaram-pitiavana, ny tantara mampalahelo sy ny tsiambaratelom-pianakaviana. Nadika amin’ny teny Malagasy ihany koa izy ity araka ny fampitam-baovao.
Ho fanamorana ny fahafahan’ny mpijery manaraka ireo vokatra iraisam-pirenena no tanjon’ny Startimes amin’ny fadikana ireo horonantsary vahiny amin’ny teny gasy.
Amin’ny lafiny fanatanjahantena, nanamafy i Randrianarivony Nantenaina, mpitarika ny ekipan’ny marketing sy serasera eo anivon’ny StarTimes Média Madagascar fa tsy diso anjara ny mpankafy baolina kitra. Mbola mitohy ny fitantarana amin’ny teny gasy ny fifaninanana Laliga.
Manentana ny mpanjifa na ity televiziona nomerika ity hanavao ny fandoavana ny abonnement. Manomboka amin’ny 14.000 Ariary dia afaka misitraka bouquet natao ho an’ny fianakaviana izay mandefa sarimihetsika, horonantsary mitohy, sary miaina sy fampitana mivantana ireo lalao ara-panatanjahantena.
Ra-Nirina
VONDRON’NY RANO SY ALA : « Natao ambanin-javatra ny sehatry ny rano sy ala raha jerena ny 15 taona lasa »
Nanao fanambarana ny Vondron’ny Rano sy Ala sy ny mpiasa ao amin’ny fitantanan-draharahan’ny Ministera misahana ny Rano sy Ala, ny 12 oktobra 2025, fa ny sehatry ny rano sy ala dia anisan’ireo seha-pamokarana stratejika na sehatra mampidi-bola be ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana. Continuer la lecture
FOIRE COMMERCIALE INTRA-AFRICAINE 2025: Madagascar a mis en avant le Portail d’Informations Commerciales (PICM)
Madagascar a brillamment marqué sa présence lors de la 4ᵉ édition de la Foire commerciale intra-africaine (IATF 2025), qui s’est tenue du 4 au 10 septembre à Alger. Continuer la lecture
PROMO SUR LES SMART TV 4K ET FRIGO A PARTIR DE 799 000 Ariary seulement
En cette nouvelle ère dans laquelle nous vivons, dans le monde entier l’électroménager est très prisé. Continuer la lecture
FIDIRAN’NY MPIANATRA 2025: Nizara fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatry ny EPP Ambatomalaza Alasora ny Porte Bonheur
« Maro amin’ireo mpianatra no mbola tsy feno ny fitaovam-pianarany na dia efa niditra tamin’ny alatsinainy aza », hoy i Randriantsoa Razaka Mireille, Filohan’ny fikambanana Porte Bonheur. Continuer la lecture
FIDIRAN’NY MPIANATRA: Manohana ireo mpaninjara miara-miasa aminy ny Orange Madagascar
Tsy nanadino ireo mpaninjara miara-miasa aminy ny Orange Madagascar amin’izao fidiran’ny mpianatra izao. Continuer la lecture
HIRA VAOVAO AN’I PASKERO – « C’EST LA BELLA VITA » : Hanampy ireo zokiolona tohanan’ny ONG Ny Hoaviko Madagasikara
Miahy zokiolona miisa 150 eto Antananarivo sy any Toamasina, amin’ny lafiny ara-pahasalamana sy sakafo ny ONG Ny Hoaviko Madagasikara. Continuer la lecture


