“Tsy dia mahazatra ny tahaka izao, ny ankamaroan’ny maro dia miafinafina manatitra antontan-taratasy, fa tiako ho fantatry ny vahoaka fa misy olona vonona, sahy, nahavita sedra ho kandida ho ministra misahana ny mponina ny sosialim-bahoaka”, hoy i Vololomboahirana Haingotahiana Laurence na i Haingo Paradis Madagasikara, rehefa avy nanatitra ny antontan-taratasiny ho isan’ireo kandida ho ministra, ny 22 jolay 2024, teny Ambohitsorohitra. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FANDRINDRAM-PITERAHANA: Zava-dehibe ny fanaovana fanentanana eny amin’ny “faritra iva”
Ramatoa 30 taona, manana zanaka dimy (5) mianadahy, milahatra miaraka amin’ny zanany telo, vavikely telo (3) taona sy roalahy, 2 taona sy enim-bolana, eo eo amin’ny kianja filalaovam-baolina iray ao amin’ny fokontany Anosizato Atsinanana fa hanao fandrindram-piterahana. Continuer la lecture
PROTOCOLE DE MAPUTO: Marobe ny zon’ny vehivavy voafaritra ao anatin’ny fifanarahana fa tsy resaka ITG ihany
Mangatak’andro lava nefa te handroso aingana. “ Azo lazaina fa ny vehivavy no fototry ny fampandroso ny firenena”. Continuer la lecture
NIFIN’AKANGA: Hampihena ny taham-pahafatesan’ny vehivavy ny fampidirana ny fanalan-jaza amin’ny fomba azo antoka amin’ny sehatra ara-dalàna
Zava-misy eny anivon’ny fiarahamonina ny fanalan-jaza na dia voararan’ny lalàna aza manao fampitsarahana vohoka na inona antony, raha eto Madagasikara. Continuer la lecture
MAKIRA SY MASOALA: Voasafidy ho isan’ireo faritra arovana mahazo famatsiam-bola maharitra avy amin’ny Legacy Landscape Fund
Mitentina iray tapitrisa dolara isan-taona, mandritra ny 30 taona ny famatsiam-bola azon’ny faritra arovana (AP) Makira sy Masoala. Continuer la lecture
COMFWB TRADE FAIR AND CONFERENCE: Hetsika amahafantarana ny vehivavy mpandraharaha ny lalam-boratra misokatra eo amin’ny tsenan’ny COMESA
Betsaka ny tombontsoa azon’ny mpandraharaha, indrindra ny vehivavy mpandraharaha malagasy eo amin’ny tsenam-barotra iraisan’i Afrika Atsinanana sy Atsimo (COMESA). Continuer la lecture
ASA MOMBA NOMERIKA: Ireo asa be mpitady mpiasa be indrindra eto Madagasikara
Mbola malalaka ny tsenan’ny asa raha amin’ny lafiny ny nomerika. Continuer la lecture
COMMERCE ET INVESTISSEMENT : COMESA présente ses activités et les opportunités à saisir au public et au secteur privé de Madagascar
Dans le cadre de la célébration de son 30ème anniversaire, COMESA (Common Market for Eastern and Southern Africa ou Marché Commun de l’Afrique Orientale et Australe) organise COMESA WEEK à Madagascar. Continuer la lecture
TOSIKA HO AN’NY TANORA: Nanavao ny fiarahamiasany Orange sy ny JCI Madagascar
Nahitam-bokatsoa ny tohana nomen’ny Orange Madagascar ny fikambanana Jeune Chambre Internationale (JCI) , sampana Madagasikara. Continuer la lecture
LIONS CLUB AMBOHIBAO LAKA: Hikarakara fizahana maso ho an’ny ankizy sy hanohy ny fandraisana anjara amin’ny fitsaboana ny homamiadan’ny ankizy
Nahazo Filoha vaovao ny Lions Club Ambohibao Laka. Continuer la lecture


