Tsy misy intsony ny izaho sy ianao fa isika. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
HOMO FABER 2024 : Voasafidy handray anjara any Venise ny asa tanana vitan’ny «Le Village»
Ho ampirantiana miaraka amin’ireo asa tanana vita eraopeanina sy asiatika ary amerikanina ny vita malagasy. Continuer la lecture
GSDM: Miantso ny fanjakana hamolavola paikadim-pirenena hanapariahana ny “agroécologie” manerana an’i Madagasikara
Teknikam-pambolena manampy ny tantsaha amin’ny fiatrehana ny fiovan’ny toetrandro ny “agoécologie” na fomba fambolena maharitra. Continuer la lecture
TANDAVANALA ANKENIHENY ZAHAMENA SY AMBOSITRA VONDROZO : Nanampy betsaka tamin’ny fiarovana ny atiala ireo tantsaha
Sady nihatsara ny velonten’ny tantsaha no voaaro ny atiala. Mandray anjara amin’ny FIER MADA, ireo tantsaha nahazo tohana avy amin’ny tetikasa « Tontolo Voajanahary Lovainjafy amin’ny Ilan’Antsinanan’i Madagasikara ». Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Laharam-pahamehana ny fahasalaman’ny mpiasa
Mpiasa 500 ao amin’ny Orange Madagascar no nisitraka tolotra ara-pahasalamana ny 26 jolay 2024. Continuer la lecture
PLANIFICATION FAMILIALE : Une des solutions pour sortir de la pauvreté
Sur un terrain de sport à Anosizato Est, dans la capitale malgache Antananarivo, un stand dédié à la planification familiale a été installé. Continuer la lecture
FANDRINDRANA FIAINAM-PIANAKAVIANA: Anisany vahaolana ialana amin’ny fahantrana
Ramatoa 30 taona, manana zanaka dimy (5) mianadahy, milahatra miaraka amin’ny zanany telo, vavikely telo (3) taona sy roalahy, 2 taona sy enim-bolana, eo eo amin’ny kianja filalaovam-baolina iray ao amin’ny fokontany Anosizato Atsinanana fa hanao fandrindram-piterahana. Continuer la lecture
MPANAO GAZETY HO AN’NY FARITRA AROVANA : Misokatra ny fifaninanana andiany faharoa
Mitentina 3.500.000 Ariary ny tohana avy amin’ny FAPBM sy ireo mpiaramiombon’antoka. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 25 jolay 2024 teny Antaninarenina ny andiany faharoa amin’ny fifaninanana ahazoana tohana anaovana fanadihadiana ho an’ny mpanao gazety. Continuer la lecture
PROTOCOLE DE MAPUTO: Ny tanora no hisitraka voalohany ny tombontsoa raha mankatoa ny fifanarahana ny fanjakana malagasy
Tanora malagasy, mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo sy avy amin’ny fikambanana maro no niaraka niady hevitra momba ny Protocole de Maputo (PM), ny zoma 19 jolay 2024, teny Antanimena. Continuer la lecture
BUILD IN A BOX : Hanofana ny tanora hitady vahaolana amin’olana hatrehany
Tanora manana vina ho an’ny firenena. Mikarakara hetsika fampianarana ho an’ny tanora 16 taona ka hatramin’ny 19 taona ny Axiom Unlimited. Continuer la lecture


