Ho fitrandrahana tomponandraikitra. Olana goavana amin’ny sehapihariana eladrano (Mica) eto Madagasikara ny fampiasana zaza. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
VIH/SIDA ETO MADAGASIKARA: Eo amin’ny 50.000 mitondra ny tsimok’aretina no tsy mbola voatily
Mitombo ny olona mitondra ny VIH eto Madagasikara. Continuer la lecture
SOKATRA SY VARIKA TRATRA TANY THAILANDE : Tonga teny Ivato ny andiany voalohany.
Naverina eto Madagasikara ireo sokatra sy varika nisy nanondrana antsokosoko tany Thailande. Continuer la lecture
TOLIARA : Premier Symposium sur la Biodiversité Marine de Madagascar
Les 2 et 3 décembre prochains, Toliara accueillera le tout premier Symposium sur la Biodiversité Marine de Madagascar. Continuer la lecture
JUDO: Miompana amin’ny fiarovana ny tanora amin’ny zavamahadomelina “roro” sy VIH/SIDA ny fankalazana ny faha-25 taonan’ny Hakudokan Judo Club
Varavarana misokatra ahazoana ny tsimokaretina VIH/SIDA ny fandraisana zavamahadomelina amin’ny alalan’ny tsindrona , fa indrindra ny fitaovana tsy voadio. Continuer la lecture
ÉNERGIE PROPRE : Une chaîne de valeur exploitable sur le marché de COMESA

Rasoamanahirana Marie Louise échange des idées avec les femmes entrepreneures du COMESA
Rasoamanahirana Marie Louise, une femme malgache, a travaillé pendant cinq (05) ans dans la production de briquettes de biomasse à partir de déchets agricoles. C’est en 2020 qu’elle a fondé son entreprise appelée Biogasikara Energy. Continuer la lecture
CYBERSECURITE : Miaro ny olona, orinasa, rafitra na fanjakana tsy ho very volabe
Be dia be ny vola mivoaka raha tratry ny “cyberattaque” ny olona iray na orinasa na rafitra na fanjakana. Continuer la lecture
FITRANDRAHANA ELADRANO AO FORT-DAUPHIN
Tsy ahitana zaza intsony ny toeram-pitrandrahana.
Horonantsary:
FORMATION PROFESSIONNELLE : Le FMFP entend adapter ses programmes pour répondre aux besoins évolutifs du marché et favoriser l’inclusion sociale
Le Fonds Malgache de Formation Professionnelle (FMFP) a clôturé ses cinq ans d’impact sur la formation professionnelle à Madagascar lors d’une journée riche en événements au Novotel Spa & Conventions, ce jeudi 21 novembre 2024. Continuer la lecture
FAKANA HETRA 0,5 % AMIN’NY FIFANANKALOZANA ARA-BOLA AMIN’NY FINDAY : Ho voa mafy ny mpanjifa, hiteraka fiakaran’ny vidim-piainana
Manohitra tanteraka ny fakana hetra 0,5 % amin’ny fifanankalozana ara-bola amin’ny alalan’ny finday (transaction mobile money), ho an’ny vola maherin’ny 150.000 Ariary ireo orinasa telo misehatra amin’ny fikirakirana vola amin’ny finday eto Madagasikara – Mvola, Orange Money sy Airtel Money, araka ny fanambarana navoakan’izy ireo ny 19 novambra 2024. Continuer la lecture


