politique

Rakotomanana Honoré : Natosika hiala


Nanao fanambarana io maraina io ny loholon’i Madagasikara Rakotomanana Honoré, ary nanambara fa niala tsy ho Filohan’ny Antenimierandoholona ny tenany. Hitsahatra amin’ny maha filohan’ny Antenimierandoholona ahy aho, ary averiko aminareo ny andraikitra ary banga ny toerana, hoy izy.
Nanao veloma ireo mpiasa rehetra teny amin’ny lapan’Anosikely izy anikeheo. Am-pahendrena sy hitsinjovana ny tombontsoam-pirenena ny fandraisana izany fanapahan-kevitra izany araka ny nambarany . Hiroso amin’ny fifidianana izay ho filoha vaovao ny loholona amin’izao fotoana izao.


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *