Archives journalières 23 juillet 2026


TANTARAN’NY ZAVAKANTO MALAGASY : tetikasa fikarohana telo nahazo ny vatsim-pikarohana avy amin’ny fonds Yavarhoussen sy INHA


Miavaka ny andiany fahaenina amin’ny « bourse Yavarhoussen–INHA ».  Mpikaroka telo mitovy laharana no mahazo ny vatsim-pikarohana momba ny tantaran’ny zavakanto sy ny vakoka ara-kolontsaina Malagasy, taorian’ny fanapahan-kevitry ny mpitsara nandritra ny adihevitra naharitra adiny roa. Fanapahan-kevitra miavaka izany, satria tamin’ireo antontan-taratasy fangatahana 16 voaray tamin’ity taona ity no nisafidianana ireo mpandresy.   Continuer la lecture