« Maro ny tanora manana hevitra tsara kanefa tsy ampy tohana », hoy i Lala Disaine, Tale misahana ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, eo anivon’ny ministeran’ny indostria sy fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina (MIDSP). Continuer la lecture


