Archives journalières 18 janvier 2026


FAPBM : Hanohana ny mpanao gazety amin’ny alalan’ny tohana ara-bola hanaovana fanadihadiana eny amin’ny faritra arovana vatsiany vola


Hifarana amin’ny 11 Febroary 2026 ho avy izao ny fametrahana ny antontataratasy amin’ny « bourse de reportage – Médias #PourLesAiresProtégées » karakarain’ny FAPBM ( Fondation pour les aires protégées et la Biodiversité de Madagascar) izay hiarahany miasa amin’ny Malagasy Brand Communication sy ny Remapsen Mada. Continuer la lecture