Seho miavaka sy tsy hay adinoana. Mpanakanto malagasy fanta-daza no hanao fampisehoana mandritra ny Revy Revy mody masoandro, atao ny 28 jolay 2024, eny amin’ny CCI. Continuer la lecture
Archives mensuelles juillet 2024
MAKIRA SY MASOALA: Voasafidy ho isan’ireo faritra arovana mahazo famatsiam-bola maharitra avy amin’ny Legacy Landscape Fund
Mitentina iray tapitrisa dolara isan-taona, mandritra ny 30 taona ny famatsiam-bola azon’ny faritra arovana (AP) Makira sy Masoala. Continuer la lecture
12


