Manatsara ny sehatry ny asa, mifanaraka amin’ny singa sosialy sy ny maha olona. Continuer la lecture
Archives mensuelles mai 2023
ORANGE DIGITAL CENTER CLUB AO FIANARANTSOA : Mpianatra sy tanora tsy mankany an-tsekoly intsony anarivony no hahazo fampiofanana momba ireo asa mifandraika amin’ny nomerika
Fiofanana maimaimpoana. Miara-miasa amin’ny Oniversite Fianarantsoa ny Orange Digital Center (ODC) Madagascar mba ahafahan’ny rehetra mikirakira ny nomerika sy misitraka tombontsoa avy amin’izany. Continuer la lecture
ADY TANY : Rahoviana vao tsy hisy intsony ? Sa mbola hiampy 60 taona manaraka indray vao hisy vahaolana?
Tsy hanavahana saranga, antokom-pinoana ny ady tany mahazo ny malagasy. Continuer la lecture


