SECES Archives | déliremadagascar

SECES: Manainga ny ministry ny fampianarana ambony vaovao hiara-hidinika
Famaranana ny taom-pianarana 2018-2019 eny amin’ny oniveristem-panjakana. Nanatanteraka filankevi-pirenena tsy ara-potoana ny SECES (sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka, mpikaroka-mpampianatra) androany 29 janoary 2020 teny Ankatso. Fehin-kevitra nivoaka tamin’izany ny fitakiana vahaolana mahafa-po ao anatin’ny fotoana fohy avy amin’ny mpitondra mahefa ny sendika. Anisan’izany ny fanekena sy ny famoahana haingana ny valin’ireo fangatahana “maintien en activité” sy ny fangatahana ny “reclassement”, ny fandoavana tsy misy hatak’andro ny “indemnité de recherche et d’investigation- exercices 2016, 2018” ho an’ireo “retraités chercheurs”, ny fandoavana ny “geste de bonne volonté” sy ny fanaovan-tsonia ny tetiandro ifanarahana amin’ny fitondrana, araka izay zakany, momba ny vary mangatsiakan’ny mpampianatra- mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra vokatr’ireo didim-panjakana telo 2009-1214, 2009-1215 ary 2009-1216, araka ny nifanarahana tamin’ny lehiben’ny governemanta ny 15 aprily 2019 sy ny tolo-kevitry  ny ministry ny toekarena sy ny vola ny 12 septambra 2019.

Nambaran’ny filoha lefitry ny SECES, Rakotondrabe Dauphin fa vonona mandrakariva ny sendika amin’ny fifampidinihana ho fanatanterahana ny fandoavana an’ireo trosany “rappels” amin’ny fitondram-panjakana voafaritry ireo “décrets” telo ireo. Manoloana izany dia manainga ny ministra mpiahy ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa vaovao, Elia Béatrice Assoumacou ireo mpikambana ao amin’ny sendika mba hidinika miaraka amin’izy ireo, ahafahana manatontosa ny famaranana ny taom-pianarana 2018-2019 sy ahitana vahaolana mahafa-po ary azo tsapain-tanana momba ny fitakian’izy ireo.

Lynda A.

L’article SECES: Manainga ny ministry ny fampianarana ambony vaovao hiara-hidinika est apparu en premier sur déliremadagascar.

MINISTRY NY FAMPIANARANA AMBONY: Enina amin’ny fito momba ny fitakian’ny SECES nitondrana vahaolana
Nandalo dingana maro. Alatsinainy natokan’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (MINSUPRES) nampahafantarana ny ezaka vita tao anatin’ny dimy volana nitondran’i Blanche Nirina Richard ny 23 desambra 2019. Nambaran’ny ministra fa azo tsapain-tanana ny zava-bita saingy mbola maro ihany koa ny asa miandry. Vao notokanana tamin’io fotoana io ny  fotodrafitr’asa eny Tsimbazaza, natao hikarakarana ny fahasalaman’ny mpiasan’ny ministera. Nanolotra fitaovana ho ampiasaina ao amin’ity « centre médico-social » ity ny masoivohon’ny Chine miasa eto Madagasikara. Araka ny fanazavan’ny ministra hatrany fa efa an-dalana ny fanamboarana ireo oniversite any amin’ny faritra ka anisany hametrahana izany any Fenerive-Est, Morondava, Antsirabe, ary Soavinandriana Itasy.

Ankoatra izany dia nilaza ramatoa Blanche Nirina Richard fa sambany no voaefa mialohan’ny volana faran’ny taona ny vatsim-pianaran’ny mpianatra iray manontolo. Natao laharam-pamehana ihany koa ny fandoavana ny karaman’ireo mpandraharaha. Araka ny fanambarany dia nisy tamin’izy ireo no efa telo volana, dimy volana no tsy nandray karama. Momba ny fitakian’ny SECES (Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka, mpikaroka-mpampianatra) indray dia nilaza ny ministry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa fa enina amin’ny fito dia nitondrana vahaolana avokoa. “Misy dingana atao izay vao tonga eny am-pelatanana ny vahaolana tsirairay avy. Angatahiko mba hitsahatra hatreo ny filazana fa tsy misy vahaolana. Ny vahaolana sisa tavela dia tsy maintsy jerena eo anivon’ny governemanta toy ny fandoavana  volabe mitentina 307 miliara Ariary ho an’ny tambin-karama tsy voaloa eo anelanelan’ny 2009-2015”, hoy izy. Nohamafisiny fa manana tanjona ny ministera ny hahatonga ny fampianarana ambony, ny fikarohana ara-tsiansa hanaraka ny kalitao avo lenta.

Lynda A.

L’article MINISTRY NY FAMPIANARANA AMBONY: Enina amin’ny fito momba ny fitakian’ny SECES nitondrana vahaolana est apparu en premier sur déliremadagascar.

MPIANATRA ENY ANKATSO: Hanao fivoriambe momba ny fitakian’izy ireo
Fotoana hitakiana. Nanao fanambarana ny filohan’ireo fikambanan’ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo androany 03 desambra 2019 teny Ankatso. Manentana ny mpianatra rehetra eny amin’ny oniversite ho avy amin’ny fivoriambe iarahana amin’ny manana olana eny anivon’ny anjerimanontolo izy ireo. Rahampitso 04 desambra 2019 eny amin’ny Esplanade Ankatso no hantanterahana izany. Nambaran’ny mpitondra tenin’ireo filohan’ny fikambanana, Ratianarivo Dagué fa “fotoana izao hanararaotana, ahafantarantsika mpianatra rehetra ny olana mianjady amintsika, efa notakiana hatramin’izay kanefa mbola tsy nahitana valiny mahafapo”.

Laharam-pamehana

Maro ny fitakiana hoy izy ary efa am-bolana maro no nitakiana izany. “Ny akaiky indrindra sy hitadiavana vahaolana haingana indrindra dia ny vatsim-pianaran’ny mpianatra. Izahay tsy hametraka intsony hoe ampiakaro ny vatsim-pianarana fa fahaiza-mitantana no hangatahinay, handrindrana ny fizarana ny vatsim-pianarana, ny hamoahana tetiandro mazava ahafantaran’ny mpianatra, isaky ny inona no mahazo vatsim-pianarana mba hiomanany amin’ny zavatra ilainy amin’ny famitàna ny fianarany”, hoy hatrany izy. Nilaza Ratianarivo Dagué fa rahampitso amin’ny fivoriambe no tanisaina ny olana isan-karazany mianjady amin’ny mpianatra tsirairay. Anisany hanatrika  ity fivoriana ity ny SECES (sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra). Nambaran’ny  mpitondra tenin’ny fikambanan’ny mpianatra fa manan-danja ny fotoana amin’ny  mpianatra. “Tsy miresaka  momba ny fitakian’ny SECES manokana izahay fa te hianatra mpianatra. Mangataka izahay ny hamahana ny olana ho an’izay tomponandraikitra mifanandrify amin’izany fa matiantoka aty an-tany lavitra aty izahay”.

Nohamafisiny fa fitakiana am-pilaminana sy am-panajana no ho atao ary  vahaolana maharitra amin’ny alalan’ny fifampiresahana amin’ireo tomponandraiki-panjakana na amin’ny fomba hafa no tadiavina.

Lynda A.

L’article MPIANATRA ENY ANKATSO: Hanao fivoriambe momba ny fitakian’izy ireo est apparu en premier sur déliremadagascar.