Sahona izay tsy hita raha tsy eto Madagasikara. Miisa 1 800 mahery ireo Mantella aurantiaca no naverina teny amin’ny tontolo voajanahary nandritra ny taona 2022. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FIM 2023: Mamporisika ny orinasa ho tomponandraikitra amin’ny fiarovana sy fikoloana ny tontolo iainana
Fampiroboroboana ny toekarena maitso. Ho laharam-pamehana mandritra ny « Foire Internationale de Madagascar » na FIM 2023 ny fanentanana ny orinasa ho tomponandraikitra miaro sy mikolokolo ny tontolo iainana. Continuer la lecture
THE VOICE AFRICA: Afaka jeren’ny daholobe manomboka ny 26 martsa 2023
Nanao fanambarana ny Airtel Africa fa hanomboka ny 26 martsa 2023 ny fandaharana andrasan’ny maro: « The Voice Africa ». Continuer la lecture
PRIX ORANGE DU LIVRE EN AFRIQUE 2023: Ao anatin’ireo boky 5 tafiakatra amin’ny dingan’ny famaranana ny asa soratr’i Rakotoson Michèle
Manana solontena i Madagasikara amin’ny dingan’ny famaranana amin’ny « Prix Orange du Livre en Afrique 2023 ». Continuer la lecture
HENRI RATSIMBAZAFY: Ny 2 aprily 2023 ao amin’ny CCESCA Antanimena ny seho goavana hanamarihana ny faha-90 taonany
Feno 90 taona ny mpanakanto Henri RATSIMBAZAFY. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS: La société Aeropub selectionnée pour la gestion des espaces publicitaires des aéroports internationaux d’Antananarivo et Nosy Be
La société Aeropub a été sélectionnée suite à un appel d’offre international, pour gérer et innover les emplacements publicitaires sur l’ensemble du périmètre des aéroports internationaux d’Antananarivo et de Nosy Be. Continuer la lecture
AJE : Tokony mipaka any ifotony ny ampahany betsaka amin’ny famatsiambola amin’ny fiarovana ny tontolo iainana
Miankina amin’ny tontolo iainana avokoa ny zava-drehetra na ny fiainana any ambanivohitra na tanan-dehibe, ny fampandrosoana, ny fampandehan-draharaha eo anivon’ny firenena. Continuer la lecture
IFRP FENO 25 TAONA : Gazety Hay no tsangambato
Hankalaza ny Jobily volafotsy faha 25 taona ny “Institut de Formation et de Recherches Pédagogiques” (IFRP) Ambodinandohalo amin’ity taona 2023 ity. Continuer la lecture
PORTE BONHEUR : Asa sosialy teny amin’ny Akany fitaizana beantitra eny Ambodivondava no nanamarihan’ny fikambanana ny 8 martsa
Tsy toy ny mahazatra no nanamarihan’ny fikambanana Porte Bonheur ny andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny vehivavy tamin’ity taona 2023 ity. Continuer la lecture
CSB II ANTSAHALALINA : Nametrahana ivon-toerana fandraisana an-tanana ireo zaza teraka tsy tonga volana sy tsy ampy lanja
Manana ivon-toerana fandraisana an-tanana ireo zaza teraka tsy tonga volana sy tsy ampy lanja ny CSB II Antsahalalina ankehitriny. Continuer la lecture