Catégorie De-Lire



TSY AFAKA AM-BAVAN’NY OLONA NY FAKO !


Mampiteny ny moana mihitsy ny fako eto Andrenivohitr’ i Madagasikara. Teny voalohany avoakan’izy ireo ankehitriny ny hoe : « maimbo ». Tsy afaka am-bavan’ny olona ny fako manerana ny tanana azo lazaina mihitsy aza fa efa an-tenda kely. Mahazo hery vaovao indray ireo voalavo noho ireo fisian’ny fako misavovona ary tsy mahagaga raha hisy ny aretina entin’izany. Niteny ny prefektioran’Antananarivo fa tsy mahazo alalana hanao filaharana ny vondron’ny mpitaky ny « iles eparses » rahampitso fa manelingelina ny vahoaka. Fa ny fako ve izany tsy manelingelina ny vahoaka ? Continuer la lecture


Nahazo volam-panjakana ny fiangonana


Inona no dikan’ity andininy faha-2 ao amin’ny lalampanorenana ity: “Ny fanjakana dia manamafy ny tsy fombàny ny atsy na aroa eo anatrehan’ny finoana samy hafa. Ny tsy fampifangaroana ny fitondram-panjakana sy ny finoana eto amin’ny Repoblika dia miankina amin’ny foto-kevitra mikasika ny fisarahan’ny raharaham-panjakana sy ny fikambanam-pivavahana ary ny solontenany. Continuer la lecture


ILES EPARSES : valalan’alika ka ny solombavambahoaka indray no tsy tia.


Mbola azo lazaina fa solon’ny vavan’ny vahoaka ve ny 15 izay nihaino an’ireo mitaky ny « iles eparses » sa tsy ilaina fa tsy manana valizy ? 15 izany sisa ny solon-tenanareo ry vahoaka 22 tapitrisa. Iaraha-mahalala ihany koa ny fanaratsiana azy ireo rehefa mahazo « micro » kanefa hay ilaina ny fisiany. Vava no tsy atao be, ny mamerina azy no tsy laitra e ! Continuer la lecture


IRR-2 ou les 100 jours de défis : Un « succès ( ?) » contredit par les chiffres !


Jeudi dernier, le gouvernement conduit par son chef, le Premier ministre Jean Ravelonarivo a présenté le bilan de la deuxième « Initiative de Résultats Rapides » ou IRR-2, c’est à dire le bilan des 100 jours défis du gouvernement, au Président de la République Hery Rajaonarimampianina devant un parterre des diplomates et de nos partenaires techniques et financiers, et d’autres hautes personnalités, au palais d’Iavoloha. Continuer la lecture