Catégorie De-Lire



Mody tsy miteny kanefa te-handainga


Motomaso (*) mitrebona akaikin’ny lava-piringa ka maniry ihany saingy mievoka rivotra maloto. Na nanao resaka aza ry ra-BAD, na nivazavaza aza ny vondrona Eraopeana, na nivonon-ko tompony aza ny taranaky ry Asterix, na hilaza lainga faha-zato amby arivo aza ny dadan’i Sarah dia tsy maintsy ho tompon’antoka amin’ny zavatra nolazainy hatrizay  Ra-Martiniiii  na ho aiza na ho aiza. Continuer la lecture