Archives journalières 16 novembre 2022


KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA : Mandray ireo zaza iharan’ny herisetra ny « centre d’accueil d’urgence » eny Isotry


Nohavaozina ny ivon-toerana vonjimaika mandray ireo zaza iharan’ny herisetra (centre d’accueil d’urgence)  eny Isotry noho ny fiarahamiasa teo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ny Coopération Allemande, ny fikambanana Dinika sy Rindra ho an’ny vehivavy, ny Orange Solidarité Madagascar ary ny Unicef Madagascar. Notokanana ny 14 novambra 2022 teny amin’ny annexe BMH Isotry ity ivon-toerana ity. Continuer la lecture