Lasa mamokatra ny tany karakaina. Noho ny fahitan’ny GIZ ny vokatra azo tamin’ny tetikasa fampidirana ny “agorécologie” any an-tsekoly tao Vakinankaratra, nataon’ny GSDM dia sekoly miankina amin’ny fanjakana sy tsy miankina miisa 12 ao amin’ny faritra Boeny ampianarana ity fomba fambolena maharitra ity. Continuer la lecture