Nomarihina tamin’ny fomba manetriketrika ny « Taombaovao Malagasy 2021 Fidiovam-Pirenena (13-14 martsa) » teo ambany fiahian’ny Andriana RANJEVA Raymond, Andriambenimerina, mpitarika ny Antenimieran’ny Andriana Merina AAM, ny Printsy Rina TELESPHORE, Atoa RANDRIANJATOVO Henri, Filohan’ny Trano Kolotoraly Malagasy, ary ny Fikambanana Taranaka Ambohidrabiby, tarihin’ny Filohany ny Andriana ANDRIAMBOLOLO-NIVO Rabetrano. Continuer la lecture